Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 47:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Nangonin’i Jôsefa ny vola rehetra tany Ejipta sy tany Kanahàna, dia ny vola izay nividianan’ny olona vary, ka nasainy nentina tao an-dapan’ny Farao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Nangonin’i Josefa ny vola rehetra izay hita tany amin’ny tany Ejipta sy tany amin’ny tany Kanana, dia izay vidin’ny vary lafo tamin’ny olona. Nampidirin’i Josefa tao an-tranon’i Farao ireny vola ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nangonin’i Jôsefa ny vola rehetra tany Ejipta sy tany Kanahàna, dia ny vola izay nividianan’ny olona vary, ka nasainy nentina tao an-dapan’ny Farao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Lasan’i Josefa tamin’ny vidim-bary novidin’ny olona avokoa ny vola tany amin’ny tany Ejipta sy tany amin’ny tany Kanaana, ka nampidiriny tao an-tranon’i Faraôna izany vola izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Dia nangonin’i Josefa ny vola rehetra izay hita tany amin’ny tany Egypta sy tany amin’ny tany Kanana, dia izay vidin’ny vary novidin’ny olona, ka nampidirin’i Josefa tao an-tranon’i Farao ny vola.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Dia nangonin'i Josefa ny vola rehetra izay hita tany amin'ny tany Egypta sy tany amin'ny tany Kanana, dia izay vidin'ny vary novidin'ny olona, ka nampidirin'i Josefa tao an-tranon'i Farao ny vola.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Nangonin’i Josefa ny vola rehetra izay hita tany amin’ny tany Ejipta sy tany amin’ny tany Kanana, dia izay vidin’ny vary lafo tamin’ny olona. Nampidirin’i Josefa tao an-tranon’i Farao ireny vola ireny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 47:14
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa nanenika an’i Ejipta manontolo ny mosary, dia nasain’i Jôsefa novohana ny fitahirizam-bokatra mba hivarotana vary amin’ny Ejiptianina, satria namely mafy ny mosary manerana an’i Ejipta.


Tonga tany Ejipta koa ireo avy any amin’ny tany hafa rehetra mba hividy vary amin’i Jôsefa, satria efa namely mafy ny mosary manerana ny tany.


Ary rehefa tsy nisy vola intsony na tany Ejipta na tany Kanahàna, dia tonga tany amin’i Jôsefa ny Ejiptianina rehetra ka nanao hoe: –Omeo hanina izahay. Satria tsy manam-bola ve izahay, dia ho faty eto anatrehanao?


Ozonim-bahoaka izay mitahiry ny variny fa tsofiny rano kosa izay mivarotra ny azy.


Ny hany takîna amin’ny mpitantana dia ny ho hita fa olona mahatoky.


Samia mifanompo araka ny fanomezam-pahasoavana noraisinareo avy, mova tsy mpitandrim-pananana mitantana tsara ny fanomezana maro samy hafa avy amin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra