Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 45:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Koa miakara haingana ho any amin’i dada ianareo, ka lazao aminy hoe: «Izao no lazain’i Jôsefa zanakao: Andriamanitra efa nametraka ahy ho tompon’i Ejipta manontolo, koa midina atỳ amiko fa aza mitaredretra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Mandehana miakatra haingana ianareo ho any amin’Ikaky ka lazao aminy hoe: Izao no tenin’i Josefa zanakao: Efa nataon’Andriamanitra ho tompon’i Ejipta manontolo aho ka midìna hankaty amiko fa aza misalasala.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Koa miakara haingana ho any amin’i dada ianareo, ka lazao aminy hoe: «Izao no lazain’i Jôsefa zanakao: Andriamanitra efa nametraka ahy ho tompon’i Ejipta manontolo, koa midina atỳ amiko fa aza mitaredretra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Koa miakara faingana ianareo any amin’ikaky ka lazao aminy hoe: ‹Izao no teny nataon’i Josefa zanakao: Natsangan’Andriamanitra ho tompon’i Ejipta manontolo aho, ka midìna ho aty amiko ianao ary aza ela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Andeha miakatra faingana hianareo ho any amin’ikaky, ka lazao aminy hoe: Izao no tenin’i Josefa zanakao: Efa nataon’Andriamanitra ho tompon’i Egypta rehetra aho; ka midìna hankatỳ amiko, fa aza mijanona;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Andeha miakatra faingana ianareo ho any amin'ikaky, ka lazao aminy hoe: Izao no tenin'i Josefa zanakao: Efa nataon'Andriamanitra ho tompon'i Egypta rehetra aho; ka midìna hankatỳ amiko, fa aza mijanona;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Mandehana miakatra haingana ianareo ho any amin’Ikaky ka lazao aminy hoe: Izao no tenin’i Josefa zanakao: Efa nataon’Andriamanitra ho tompon’i Ejipta manontolo aho ka midìna hankaty amiko fa aza misalasala.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 45:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Hipetraka ao amin’ny faritr’i Gôsena ianao mbamin’ny zanakao sy ny zafikelinao ary koa ny ondry aman’osinao sy ny ombinao ary ny fanananao rehetra; dia ho etỳ akaikiko ianao amin’izay.


Koa mandehana tantarao avokoa amin’i dada ny voninahitro eto Ejipta mbamin’ny zavatra rehetra efa hitanareo, ary ento faingana midina atỳ i dada.


Dia nampanalain’i Jôsefa i Jakôba rainy mbamin’ny ankohonany manontolo izay nisy olona 75 mianaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra