Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 45:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Tsy ianareo no nandefa ahy taty fa Andriamanitra mihitsy, ary mbola Izy ihany no nametraka ahy ho mpandraharaha faratampon’ny Farao sy ho mpanapaka izay rehetra ao an-tranon’ny Farao ary ho mpitondra an’i Ejipta manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Amin’izany dia tsy ianareo no nandefa ahy ho atỳ fa Andriamanitra; Izy no nametraka ahy ho rain’i Farao sy ho tompon’ny ao an-tranony rehetra ary ho mpanapaka ny tany Ejipta manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Tsy ianareo no nandefa ahy taty fa Andriamanitra mihitsy, ary mbola Izy ihany no nametraka ahy ho mpandraharaha faratampon’ny Farao sy ho mpanapaka izay rehetra ao an-tranon’ny Farao ary ho mpitondra an’i Ejipta manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Koa amin’izany, tsy ianareo no nampandeha ahy ho aty, fa Andriamanitra. Izy no nanangana ahy ho rain’i Faraôna sy ho tompon’ny tranony rehetra ary ho mpanapaka ny tany Ejipta manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary amin’izany, tsy hianareo no nampandeha ahy ho atỳ, fa Andriamanitra; ary Izy nanao ahy ho rain’i Farao, sy ho tompon’ny ao an-tranony rehetra, ary ho mpanapaka ny tany Egypta rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary amin'izany, tsy ianareo no nampandeha ahy ho atỳ, fa Andriamanitra; ary Izy nanao ahy ho rain'i Farao, sy ho tompon'ny ao an-tranony rehetra, ary ho mpanapaka ny tany Egypta rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Amin’izany dia tsy ianareo no nandefa ahy ho atỳ fa Andriamanitra; Izy no nametraka ahy ho rain’i Farao sy ho tompon’ny ao an-tranony rehetra ary ho mpanapaka ny tany Ejipta manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 45:8
11 Rohy Ifampitohizana  

Notantarainy azy fa mbola velona any i Jôsefa ary izy mihitsy no mpanapaka eo amin’ny tany Ejipta manontolo; saingy tsy nampiraika an’i Jakôba izany, satria tsy nino ireto zanany izy.


Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra tamin’ny nivarotanareo ahy toy izao, fa Andriamanitra no nandefa ahy mialoha taty mba hamonjy aina.


Eny efa tonga ray ho an’ny mahantra aho; ary nandray an-tanana ny olan’ireo vahiny.


ka hampitafiako ny akanjonao, sy hampietràko ny fehikibonao ary hotolorako ny fahefànao. Ho an’ny mponin’i Jerosalema sy ny fanjakan’i Joda dia hanjary ray i Eliakima.


Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo sady nanendry anareo mba handehananareo sy hahavokaranareo ary haharetan’ny vokatrareo; hany ka na inona na inona angatahinareo amin’ny Ray noho ny anarako, dia homeny anareo.


I Jesoa kosa namaly azy hoe: –Tsy hanana fahefana amiko akory ianao, raha tsy nomen’Andriamanitra anao izany; koa izay nanolotra Ahy taminao no manan-keloka bebe kokoa!


Koa tsy izay fanirian’ny olona na izay fiezahany no ahazoany famindrampo fa Andriamanitra no mamindra fo aminy.


Angamba ny nahatafasaraka an’i Ônesimo taminao vetivety dia ny hanananao azy maharitra;


Dia hoy i Mikà taminy: –Mijanòna eto amiko fa hataoko mpisorona ato anatin’ny fianakaviako ianao. Sekela volafotsy folo isan-taona sy fitafiana ary sakafo izay ilainao no homeko anao. Dia niditra ny trano ilay levita,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra