Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 45:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra tamin’ny nivarotanareo ahy toy izao, fa Andriamanitra no nandefa ahy mialoha taty mba hamonjy aina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Ankehitriny anefa, aza malahelo na tezitra amin’ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ, fa hamonjy aina no nandefasan’Andriamanitra ahy hialoha anareo atỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra tamin’ny nivarotanareo ahy toy izao, fa Andriamanitra no nandefa ahy mialoha taty mba hamonjy aina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin’ny tenanareo, noho ny nivarotanareo ahy ho aty, fa hamonjy aina anareo no nampandehanan’Andriamanitra ahy hialoha anareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin’ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; fa hamonjy aina no nampandehanan’Andriamanitra ahy hialoha anareo atỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary ankehitriny, aza malahelo na tezitra amin'ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ; fa hamonjy aina no nampandehanan'Andriamanitra ahy hialoha anareo atỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Ankehitriny anefa, aza malahelo na tezitra amin’ny tenanareo noho ny nivarotanareo ahy ho atỳ, fa hamonjy aina no nandefasan’Andriamanitra ahy hialoha anareo atỳ.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 45:5
21 Rohy Ifampitohizana  

Raha nandalo ireo lehilahy midianita mpivarotra, dia nakariny avy tao an-davaka i Jôsefa ary namidiny sekela volafotsy roapolo tamin’ny Ismaelita izay nitondra azy nankany Ejipta.


Ka hoy ny navalin’ireo hoe: –Namonjy ny ainay ianao, tompokolahy. Nahita sitraka teo imasonao izahay, koa ekenay ny ho mpanompon’ny Farao.


Fa hoy i Jôsefa taminy: –Aza matahotra ianareo, fa tsy haka ny toeran’Andriamanitra aho.


Nikendry hanisy ratsy ahy ianareo fa Andriamanitra kosa nanova izany ratsy izany ho soa mba hamonjeny vahoaka marobe araka izao hitanareo ankehitriny izao.


Koa aza matahotra ianareo, fa izaho no hiahy ny sakafo ho anareo sy ny ankohonanareo. Ary nampahery azy i Jôsefa sady nanao teny nanohina ny fony.


Ary ianao nanao izany tao amin’ny miafina, fa Izaho kosa haneho izany antoandrobenanahary eo imason’i Israely manontolo.»


Ary hoy i Absalôma sy ny lehilahy israelita rehetra hoe: –Tsara noho ny torohevitr’i Ahitôfela ny an’i Hosay, ilay Arkita! Efa nataon’ny TOMPO manko izay tsy hampahomby ny torohevitr’i Ahitôfela, na dia tsara aza, mba hampidirany loza amin’i Absalôma.


Raha hangina mihitsy ianao amin’ity toe-javatra ity, dia hisy fanampiana sy fanafahana hipoitra avy any an-kafa ho an’ny Jiosy; fa ianao no haringana ary ho lany tamingana ny fianakavianao. Ary iza no mahalala fa angamba ho amin’ity toe-javatra ity mihitsy no nanandratana anao ho mpanjakavavy?»


sady nanao hoe: Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon’ineny, ary mitanjaka koa no hiverenako avy an-kibon’ny tany. Ny TOMPO no nanome, ny TOMPO no naka. Isaorana anie ny anaran’ny TOMPO.


Ary i Jesoa namerimberina hoe: –Ray ô, avelao ny helony fa tsy fantany izay ataony! Dia nifampizaràn’ireo miaramila ny fitafian’i Jesoa ka nanaovany loka.


fandrao ho voafitak’i Satàna isika, satria fantatsika tsara ny hafetseny.


ka dia aleo mamela heloka sy mankahery azy kosa ianareo, mba tsy hahatonga alahelo tafahoatra hampamoy fo azy.


Angamba ny nahatafasaraka an’i Ônesimo taminao vetivety dia ny hanananao azy maharitra;


Ny ampitso vao maraina, rehefa avy nivavaka tamin’ny TOMPO i Elkanà sy ny fianakaviany, dia nody tany Ramà. Ary i Elkanà niray tamin’i Hanà vadiny, ary nohenoin’ny TOMPO ny vavaka nataon-dravehivavy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra