Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 45:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Mafy loatra anefa ny tomanin’i Jôsefa ka ren’ny Ejiptianina maro, ary heno hatrany an-dapan’ny Farao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Dia nitomany mafy izy ka ren’ny Ejiptiana sady ren’ny tao an-tranon’i Farao koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Mafy loatra anefa ny tomanin’i Jôsefa ka ren’ny Ejiptianina maro, ary heno hatrany an-dapan’ny Farao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Nanandra-peo izy nitomany ka ren’ny Ejiptianina sy ren’ny tao an-tranon’i Faraôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Dia nitomany mafy izy, ka ren’ny Egyptiana, ary ren’ny tao an-tranon’i Farao koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Dia nitomany mafy izy, ka ren'ny Egyptiana, ary ren'ny tao an-tranon'i Farao koa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Dia nitomany mafy izy ka ren’ny Ejiptiana sady ren’ny tao an-tranon’i Farao koa.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 45:2
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia nihodina niala teo anatrehany aloha i Jôsefa mba hitomany. Ary niverina teo amin’ireto rahalahiny indray i Jôsefa ka nilaza taminy fa i Simehôna no hotazoniny, sady nafatony teo imason’izy ireo.


Feno loatra ny fon’i Jôsefa nahita ity zandriny ka nitady hitomany izy; dia niala faingana teo izy ka niditra tao amin’ny efitranony ary nitomany tao.


Dia niantoraka teny am-bozon’i Benjamîna i Jôsefa ka nifamihina izy roa lahy sady nitomany.


Ary nanoroka ny rahalahiny hafa rehetra koa i Jôsefa sady nitomany. Taorian’izany vao niresaka tamin’i Jôsefa ireo rahalahiny.


dia nanomana ny kalesiny i Jôsefa ka nandeha hihaona amin’ny rainy tany Gôsena. Raha vao nahita an’i Jakôba izy, dia niantoraka teny am-bozony ary nitomany ela teo sady namihina azy.


ary nanao hoe –TOMPO ô, tsarovy fa nitondra tena tamim-pahamarinana sy tamim-kitsimpo teo anatrehanao aho ary nanao izay tsara eo imasonao. Dia nitomany nanao ranomaso havozona i Hezekià.


Fanahim-pangorahana sy fanahim-bavaka no hanentanako ny taranak’i Davida sy ny mponin’i Jerosalema. Ka hijery Ahy ireo noho ny amin’Ilay nolefoniny, ary hisaona azy toy ny fisaonana zanakalahy tokana sady hitomany azy toy ny fitomaniana lahimatoa.


Nandritra ny alina manontolo dia nikiakiaka sy nitomany avokoa ny vahoaka tafangona teo.


Nitomany avokoa ireo loholona ary samy namihina an’i Paoly sady nanoroka azy.


Homen’ny TOMPO vady anie ianareo, ka hahita fiadanana ao an-tranon’ny vadinareo avy! Dia norohan’i Nahômỳ ireto vinantovaviny; fa nanandram-peo nitomany izy roa vavy


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra