Genesisy 44:21 - DIEM PROTESTANTA21 Dia nilaza taminay ianao hoe: «Ento aty amiko izy, fa tiako ho hita.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ary niteny tamin’ny mpanomponao ianao hoe: Ento mankaty amiko izy mba ho hitan’ny masoko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Dia nilaza taminay ianao hoe: «Ento aty amiko izy, fa tiako ho hita.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Ary ianao nilaza tamin’ny mpanomponao hoe: ‹Ento midina aty amiko izy mba ho hitan’ny masoko.› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary hianao nanao tamin’ny mpanomponao hoe: Ento mankatỳ amiko izy mba ho hitan’ny masoko. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary ianao nanao tamin'ny mpanomponao hoe: Ento mankaty amiko izy mba ho hitan'ny masoko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Ary niteny tamin’ny mpanomponao ianao hoe: Ento mankaty amiko izy mba ho hitan’ny masoko. Jereo ny toko |