Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 43:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Koa rehefa lany avokoa ny vary rehetra nentina avy tany Ejipta, dia hoy i Jakôba tamin’ireo zanany lahy: –Andeha indray ianareo miverina mividy sakafo ho antsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Koa rehefa lanin’izy ireo ny vary izay nalainy tany Ejipta dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividiana hanina kely ho antsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Koa rehefa lany avokoa ny vary rehetra nentina avy tany Ejipta, dia hoy i Jakôba tamin’ireo zanany lahy: –Andeha indray ianareo miverina mividy sakafo ho antsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 ka nony efa tapitra nohaniny ny vary nalain’izy ireo tany Ejipta, dia hoy rainy taminy: «Mandehana indray mividy hanina kely ho antsika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary rehefa làniny ny vary izay efa nalainy tany Egypta, dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividiana hanina kely ho antsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 AryY rehefa laniny ny vary izay efa nalainy tany Egypta, dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividia hanina kely ho antsika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Koa rehefa lanin’izy ireo ny vary izay nalainy tany Ejipta dia hoy ny rainy taminy: Mandehana indray, mividiana hanina kely ho antsika.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 43:2
11 Rohy Ifampitohizana  

Mbola nanindry mafy tany Kanahàna ny mosary.


–Aza fady aminao, tompoko! Efa tonga taty indray mandeha izahay teo aloha mba hividy sakafo.


Fa namaly azy i Joda nanao hoe: –Ilay tompon’ny tany dia nanafatrafatra mafy anay hoe: «Tsy handray anareo aho, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.»


Koa raha alefanao hiaraka aminay i Benjamîna, dia handeha hidina hividy sakafo ho anao izahay.


Koa rehefa nilaza taminay ny rainay mba hiverina hividy sakafo,


Aleo manan-kely ombàm-panajana ny TOMPO, toy izay manan-karembe difotra ahiahy.


Ny fiavonavonana mialoha ny faharavana, ary ny fireharehana mialoha ny fahalavoana.


Mandinika tsara izy vao mividy saha ary mamboly voaloboka amin’ny tombontsoa azony.


Fa raha misy tsy mahakarakara ny havany, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy kokoa noho ny tsy mpino.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra