Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 42:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Dia nidina tany Ejipta ireo zokin’i Jôsefa folo lahy mba hividy vary.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin’i Josefa mba hividy vary any Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Dia nidina tany Ejipta ireo zokin’i Jôsefa folo lahy mba hividy vary.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Lasa nidina hividy vary any Ejipta ny rahalahin’i Josefa folo lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin’i Josefa mba hividy vary tany Egypta.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin'i Josefa mba hividy vary tany Egypta.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Dia lasa nidina izy folo lahy rahalahin’i Josefa mba hividy vary any Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 42:3
4 Rohy Ifampitohizana  

Namaly kosa ireo hoe: –Misy 12 mirahalahy izahay mpanomponao, zanak’olona iray ihany any amin’ny tany Kanahàna; ary indro ny faralahy aminay aza dia nijanona any amin’ny rainay, fa ny iray kosa efa tsy ao intsony.


Indro, reko fa misy vary any Ejipta. Koa andeha midina any mividy vary ho antsika, mba ho velona isika fa tsy ho faty.


Tsy nalefan’i Jakôba niaraka tamin’ireo rahalahiny kosa i Benjamîna zandrin’i Jôsefa, fa hoy izy hoe: «Sao misy loza hanjo azy any.»


Dia tonga hividy vary tany Ejipta toy ny hafa ireo zanakalahin’i Jakôba, fa tratry ny mosary koa ny tany Kanahàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra