Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 41:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Dia manendre koa solotena hanangona ny ampahadimin’ny vokatra eto amin’ny tany mandritra ny fito taona zina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Aoka hanatanteraka izany i Farao, ary aoka izy hanendry mpanara-maso amin’ny tany ka hamory ny ampahadimin’ny vokatry ny tany Ejipta amin’ny taon-jina fito ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Dia manendre koa solotena hanangona ny ampahadimin’ny vokatra eto amin’ny tany mandritra ny fito taona zina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Aoka koa i Faraôna hanendry mpikarakara hitandrina ny tany, hanangona ny ampahadimin’ny vokatra ao amin’ny tany Ejipta mandritra ny fito taon-jina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Aoka hanao izany Farao, ary aoka izy hanendry mpikarakara hitandrina ny tany sy hamory ny ampahadimin’ny vokatry ny tany Egypta amin’ny taon-jina fito.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Aoka hanao izany Farao, ary aoka izy hanendry mpikarakara hitandrina ny tany sy hamory ny ampahadimin'ny vokatry ny tany Egypta amin'ny taon-jina fito.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Aoka hanatanteraka izany i Farao, ary aoka izy hanendry mpanara-maso amin’ny tany ka hamory ny ampahadimin’ny vokatry ny tany Ejipta amin’ny taon-jina fito ireny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 41:34
14 Rohy Ifampitohizana  

Koa ankehitriny, ry Farao, mijere olona marani-tsaina sady hendry, ka tendreo izy hanam-pahefana amin’ny tany Ejipta.


Aoka hangonin’ireo ny sakafo mandritra ny fito taona ho avy, ka hotahiriziny eo ambany fiahianao ny vary ho fiandry any amin’ny isan-tanàna.


Fa rehefa miakatra ny vokatra, dia haterinareo ho an’ny Farao ny ampahadiminy; ny efatra ampahadiminy kosa dia hotazoninareo mba ho masom-boly ary koa ho sakafonareo sy ny zanakareo mbamin’izay rehetra mipetraka ao an-tranonareo.


Toy izany no namoahan’i Jôsefa lalàna tany Ejipta, lalàna mbola manan-kery mandraka androany, fa ny ampahadimin’ny vokatra dia aterina ho an’ny Farao. Ny tanin’ny mpisorona irery ihany no tsy mba lasa fananan’ny Farao.


Nahatoky tokoa ny fomba fiasan’ny olona, teo ambany fifehezan’ireto levita ireto: dia i Jahata sy i Hôbadià tamin’ny taranak’i Merarỳ, ary koa i Zakarià sy i Mesolama tamin’ny taranak’i Kehata. Nisy levita hafa, izay samy mpiangaly zava-maneno avokoa,


I Jôela, zanakalahin’i Zikry, no mpifehy azy; ary i Joda, zanakalahin’i Senaà, no lefitry ny komandin’ny tanàna.


Tsy hamela anao ho faty Izy, raha avy ny mosary; harovany tsy ho voan’ny sabatra ianao, raha avy ny ady.


mba hanafaka ny ainy amin’ny fahafatesana sy hamelona azy na dia misy mosary aza.


Mahatsinjo ny loza ny malina ka miery; fa ny kely saina kosa mandroso ka voa.


Mahatsinjo ny loza ny malina ka miery, fa ny kely saina kosa mandroso ka voa.


Tezitra tamin’ireo filohan’antokon-tafika sy filohan’andian-tafika izay avy nanafika i Mosesy,


Dia nampiantsoin’ilay mpitandrim-pananana tsirairay ireo olona nitrosa tamin’ny tompony. Ka hoy izy tamin’ilay voalohany: «Ananan’ny tompoko hoatrinona ianao?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra