Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 4:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Raha valiana fito heny izay mahafaty an’i Kaina, dia hovaliana 77 heny kosa izay mamono mahafaty an’i Lamèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Raha avo fito heny no amaliana an’izay mamono an’i Kaina dia avo fito amby fitopolo heny kosa ny ho an’izay mamono an’i Lameka!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Raha valiana fito heny izay mahafaty an’i Kaina, dia hovaliana 77 heny kosa izay mamono mahafaty an’i Lamèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Hovaliana faty impito heny i Kaina, ary hovaliana faty impito amby fitopolo heny i Lameka.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Raha valiana fito heny izay mamono an’i Kaina, Dia fito amby fito-polo heny kosa izay mamono an’i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Raha valiana fito heny izay mamono an'i Kaina, Dia fito amby fito-polo heny kosa izay mamono an'i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Raha avo fito heny no amaliana an’izay mamono an’i Kaina dia avo fito amby fitopolo heny kosa ny ho an’izay mamono an’i Lameka!

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 4:24
2 Rohy Ifampitohizana  

Fa namaly azy ny TOMPO hoe: –Tsia, fa na iza na iza mamono anao ho faty, dia hovaliana impito heny. Dia nametrahan’ny TOMPO famantarana teo amin’i Kaina mba tsy hisy hamono azy ho faty izay mifanena aminy.


Dia hoy i Jesoa taminy: –Tsy hatramin’ny impito ihany no lazaiko aminao fa hatramin’ny impitopolo impito!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra