Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 4:22 - DIEM PROTESTANTA

22 I Tsilà kosa dia niteraka an’i Tobala-Kaina izay mpanefy ny zava-maranitra rehetra vita amin’ny varahina na vy. Ny anabavin’i Tobala-Kaina dia i Nahamà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 I Zila dia niteraka an’i Tobala-Kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy. Ny anabavin’i Tobala-Kaina dia i Nama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 I Tsilà kosa dia niteraka an’i Tobala-Kaina izay mpanefy ny zava-maranitra rehetra vita amin’ny varahina na vy. Ny anabavin’i Tobala-Kaina dia i Nahamà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 I Selà kosa niteraka an’i Tobal-Kaina izay mpanefy fiasana maranitra isan-karazany na varahina na vy. Ny anaran’ny anabavin’i Tobal-Kaina dia Noema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary Zila kosa niteraka an’i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin’i Tobala-kaina dia Nama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary Zila kosa niteraka an'i Tobala-kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy; ary ny anabavin'i Tobala-kaina dia Nama.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 I Zila dia niteraka an’i Tobala-Kaina, mpanefy fiasana maranitra, na varahina na vy. Ny anabavin’i Tobala-Kaina dia i Nama.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 4:22
7 Rohy Ifampitohizana  

Nisy rahalahiny natao hoe Jobala, io no razamben’ireo rehetra mpitendry kabôsy sy mpitsoka sodina.


Hoy i Lamèka tamin’ny vadiny: –Ry i Hadà sy i Tsilà ô, henoy aho! Ry vadin’i Lamèka, atongilano ny sofinareo amin’ny teniko: Namono nahafaty olona aho satria nokapohiny, ary namono nahafaty tovolahy aho satria noratrainy.


Andefaso hazo sedera sy kipreso ary hazo sarobidy avy any Libano koa aho, satria fantatro fa mahay mikapa hazo any Libano ireo mpiasanao; ary indreto ny mpiasako fa hiaraka amin’ny mpiasanao


Ireto avy no fanatitra izay hangoninareo: volamena, volafotsy, halimo,


Ny volamena, ny volafotsy, ny varahina, ny vy, ny vy fotsy ary ny firaka,


Azo antoka ny varavaranao fa ho vy amam-barahina ny hidiny. Ny herinao anie haharitra toy ny androm-piainanao!


tany hahitanareo vy sy vato eo aminy ary hihadianareo varahina ny tendrombohiny. Hanaram-po hihinan-kanina ianareo sady tsy hanan-java-mahory akory eo amin’izany tany izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra