Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

Genesisy 4:18 - DIEM PROTESTANTA

18 I Henôka no ray niteraka an’i Hirada; i Hirada no ray niteraka an’i Mehojaela; i Mehojaela no ray niteraka an’i Metosaela; ary i Metosaela kosa no ray niteraka an’i Lamèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 I Enoka dia niteraka an’Irada; Irada dia niteraka an’i Mehojaela; i Mehojaela dia niteraka an’i Metosaela; ary i Metosaela dia niteraka an’i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 I Henôka no ray niteraka an’i Hirada; i Hirada no ray niteraka an’i Mehojaela; i Mehojaela no ray niteraka an’i Metosaela; ary i Metosaela kosa no ray niteraka an’i Lamèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 I Irada no naterak’i Enôka, ary i Irada niteraka an’i Maviaela; i Maviaela niteraka an’i Matosaela; i Matosaela niteraka an’i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary Enoka niteraka an’Irada; ary Irada niteraka an’i Mehojaela; ary Mehojaela niteraka an’i Metosaela; ary Metosaela niteraka an’i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary Enoka niteraka an'Irada; ary Irada niteraka an'i Mehojaela; ary Mehojaela niteraka an'i Metosaela; ary Metosaela niteraka an'i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 I Enoka dia niteraka an’Irada; Irada dia niteraka an’i Mehojaela; i Mehojaela dia niteraka an’i Metosaela; ary i Metosaela dia niteraka an’i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy

Genesisy 4:18
5 Rohy Ifampitohizana  

Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,

Niraisan’i Kaina ny vadiny, dia nitoe-jaza ka niteraka an’i Henôka. Dia nanorina tanàna i Kaina, ka nampitondrainy ny anaran’i Henôka zanany lahy.

Nanambady anankiroa i Lamèka: ny voalohany dia natao hoe Hadà, ary ny faharoa nantsoina hoe Tsilà.

Rehefa feno 65 taona i Henôka, dia niteraka an’i Metosèla.

Rehefa feno 187 taona i Metosèla, dia niteraka an’i Lamèka.

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra