Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 4:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Dia niteny tamin’ny TOMPO i Kaina hoe: –Mavesatra loatra ny heloko!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Dia hoy i Kaina tamin’NY TOMPO: Lehibe mihoatra noho izay zakako ny valin’ny heloko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Dia niteny tamin’ny TOMPO i Kaina hoe: –Mavesatra loatra ny heloko!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Dia hoy i Kaina tamin’i Iaveh: «Lehibe loatra ny saziko ka tsy zakako efaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Dia hoy Kaina tamin’i Jehovah: Lehibe ny valin’ny heloko mihoatra noho izay zakako.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Dia hoy Kaina tamin'i Jehovah: Lehibe ny valin'ny heloko mihoatra noho izay zakako.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Dia hoy i Kaina tamin’NY TOMPO: Lehibe mihoatra noho izay zakako ny valin’ny heloko.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 4:13
7 Rohy Ifampitohizana  

Raha hamboly ny tany ianao, dia tsy hanome vokatra ho anao intsony izy; ka dia ho mpitsoa-ponenana sy ho mpirenireny eny ambonin’ny tany ianao.


Indro roahinao hiala eo amin’ny tany mahavokatra aho ankehitriny, ka tsy maintsy hiery lavitra Anao; ho mpitsoa-ponenana sy ho mpirenireny eny ambonin’ny tany aho, ka izay rehetra mahita ahy dia hamono ahy ho faty!


Tsy manantena ho afaka amin’ny haizina izy, satria manandindona azy ny ho fatin’ny sabatra,


Izany no hizakanao ny vokatry ny fitondrantenanao tsivalahara sy maharikoriko. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.


Kanefa ny manevateva ilay Andriamanitra monina ao an-danitra no nataony noho ny fanaintainana sy ny vay nanjo azy fa tsy ny miova toetra miala amin’ny asa ratsiny.


ny olona, nilatsahan’ny havandra vaventy avy tany an-danitra, dia havandra milanja tokony ho efapolo kilao ny anankiray. Ary nanevateva an’Andriamanitra ny olona noho ny loza vokatry ny havandra, fa lehibe loatra izany loza izany!


Ary main’ny hafanana be ny olona; kanefa ny manevateva ny anaran’Andriamanitra Izay manam-pahefana amin’ireny loza ireny no nataony, fa tsy ny miala amin’ny toe-dratsiny mba hanome voninahitra an’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra