Genesisy 39:22 - DIEM PROTESTANTA22 Dia natolotr’ilay lehiben’ny fonja teo an-tanan’i Jôsefa avokoa ireo mpigadra rehetra, ka izy no mitarika ny asa rehetra nataon’ireo mpigadra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Koa natolotry ny mpiambina ny tranomaizina ho andraikitr’i Josefa ny mpifatotra rehetra izay tao an-tranomaizina ary izy no tomponandraikitra tamin’izay rehetra nataon’ireo tao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Dia natolotr’ilay lehiben’ny fonja teo an-tanan’i Jôsefa avokoa ireo mpigadra rehetra, ka izy no mitarika ny asa rehetra nataon’ireo mpigadra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Natolotry ny mpitandrina ny tranomaizina ho andraikitr’i Josefa ny olona rehetra tao an-tranomaizina; ary nataony tonian’izay rehetra natao tao izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Dia natolotry ny mpitandrina ny trano-maizina ho andraikitr’i Josefa ny mpifatotra rehetra izay tao an-trano-maizina; ary izay rehetra nataony tao dia izy no antony. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Dia natolotry ny mpitandrina ny trano-maizina ho andraikitr'i Josefa ny mpifatotra rehetra izay tao an-trano-maizina; ary izay rehetra nataony tao dia izy no antony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Koa natolotry ny mpiambina ny tranomaizina ho andraikitr’i Josefa ny mpifatotra rehetra izay tao an-tranomaizina ary izy no tomponandraikitra tamin’izay rehetra nataon’ireo tao. Jereo ny toko |
Noho izany, ny TOMPO Andriamanitr’i Israely dia miteny hentitra hoe: Efa nampanantenaiko fa ny fianakavianao sy ny tera-drainao no ho mpisoroko mandrakizay; nefa ankehitriny dia laviko tanteraka, teny hentitra avy amiko izany; fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manimbazimba Ahy no ho afa-baràka.