Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 37:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Tian’i Jakôba mihoatra noho ireo rahalahiny rehetra i Jôsefa satria zanaky ny fahanterany, ka nanaovany akanjo tsara tarehy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Tian’Israely mihoatra noho ny zanany rehetra i Josefa, satria zanaky ny fahanterany, ka nanaovany akanjo misoratsoratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Tian’i Jakôba mihoatra noho ireo rahalahiny rehetra i Jôsefa satria zanaky ny fahanterany, ka nanaovany akanjo tsara tarehy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Tian’i Israely mihoatra noho ny zanany rehetra i Josefa, fa zanaky ny fahanterany, ka nanaovany akanjo lava.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary tian’Isiraely mihoatra noho ny zanany rehetra Josefa, satria zanaky ny fahanterany izy, ka nanaovany akanjo lava.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary tian'Isiraely mihoatra noho ny zanany rehetra Josefa, satria zanaky ny fahanterany izy, ka nanaovany akanjo lava.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Tian’Israely mihoatra noho ny zanany rehetra i Josefa, satria zanaky ny fahanterany, ka nanaovany akanjo misoratsoratra.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 37:3
10 Rohy Ifampitohizana  

Raha vao tonga teo amin’ny rahalahiny i Jôsefa, dia nendahan’ireo ny fitafiany, izany hoe ilay akanjo tsara tarehy teny aminy;


Nalain’ireo rahalahiny ny akanjon’i Jôsefa ka natsobony tao anaty ran’osy novonoiny.


Avy eo dia nalefany tany amin’ny rainy iny niaraka amin’ny hafatra hoe: «Inty no hitanay, ka fantaro raha akanjon-janakao ity na tsia.»


Dia navoakan’ilay mpanompo izy; ary nohidiany ny varavarana, rehefa tafavoaka izy. Nanao akanjo lava misoratsoratra i Tamara; fa izany no fentin’ny zanakavavin’ny mpanjaka, raha mbola virijiny izy.


Nofidinao ireo fitafiana marevaka sasany mba handravahanao ireo toeram-panasinanao, dia nijangajanga teo amboniny ianao. Zavatra tsy tokony hitranga na hisy akory izany.


Ny Ray dia fatra-pitia ny Zanaka, ary efa nametraka ny zavatra rehetra eo am-pelatanany.


«Manangona babo izay ny miaramila, ary mbola eo am-pizaràna azy: tovovavy iray na roa isaky ny mahery fo; karazan-damba miloko samy hafa sady vita peta-kofehy ho an’i Siserà; eny, lamba vita peta-kofehy anatiny sy ivelany no hahodidina ny vozon’ilay mpamabo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra