Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 37:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Hoy kosa i Jôsefa hoe: –Ny rahalahiko no tadiaviko, ka asa raha mba afaka manoro ahy ny toerana iandrasany ny biby fiompy ianao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Dia hoy izy: Ny rahalahiko no tadiaviko; koa miangavy anao aho mba lazao amiko izay toerana iandrasany ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Hoy kosa i Jôsefa hoe: –Ny rahalahiko no tadiaviko, ka asa raha mba afaka manoro ahy ny toerana iandrasany ny biby fiompy ianao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Dia hoy izy: «Mitady ny rahalahiko aho; masìna ianao, mba atoroy ahy kely izay iandrasany ondry.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Dia hoy kosa izy: Ny rahalahiko no tadiaviko; koa masìna hianao, mba lazao amiko izay iandrasany ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Dia hoy kosa izy: Ny rahalahiko no tadiaviko; koa masìna ianao, mba lazao amiko izay iandrasany ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Dia hoy izy: Ny rahalahiko no tadiaviko; koa miangavy anao aho mba lazao amiko izay toerana iandrasany ondry.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 37:16
4 Rohy Ifampitohizana  

dia nisy lehilahy iray nahita azy nirenireny eran’ny tanety ka nanontany azy hoe: –Fa inona no tadiavinao?


Ary hoy ralehilahy hoe: –Efa niala teto izy, fa reko niresaka hoe hankany Dôtàna. Dia nanara-dia ireo rahalahiny i Jôsefa, ka nahita azy tao Dôtàna.


Ambarao ahy, ry ilay tiako, izay iandrasanao ny ondrinao sy izay ampialanao sasatra azy rehefa mitataovovonana mba tsy hivezivezeko hitady anao eny amin’ny andiam-bibin’ireo namanao.


Fa ny hitady sy hamonjy izay very no nahatongavan’ny Zanak’olona!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra