Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 37:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Nandeha niandry ny ondry aman’osin-drainy tany akaikin’i Sekema ireo rahalahin’i Jôsefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary lasa niandry ny ondrin’ny rainy tany Sekema ny rahalahiny

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Nandeha niandry ny ondry aman’osin-drainy tany akaikin’i Sekema ireo rahalahin’i Jôsefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Nandeha niandry ny biby fiompin-drainy tany Sikema ireo rahalahin’i Josefa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary lasa ny rahalahiny niandry ny ondrin’ny rainy tany Sekema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary lasa ny rahalahiny niandry ny ondrin'ny rainy tany Sekema.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary lasa niandry ny ondrin’ny rainy tany Sekema ny rahalahiny

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 37:12
7 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa niverina avy tany Mezôpôtamia ambony i Jakôba, dia tonga soa aman-tsara tao an-tanàna Sekema izay eo amin’ny tany Kanahàna; dia nitoby teo akaikin’ny tanàna izy.


Nipetraka tao amin’ny tany Kanahàna i Jakôba, dia tao amin’ny faritany nivahinian-drainy.


Dia nialona an’i Jôsefa ireo rahalahiny, fa ny rainy kosa nandinika izany nofy izany.


Ka hoy i Jakôba tamin’i Jôsefa: –Moa tsy miandry ondry any akaikin’i Sekema ve ireo rahalahinao? Koa andeha àry ianao hirahiko ho any aminy. Dia hoy ny navaliny azy: –Inty aho.


dia hovalianareo hoe: Olona mpiompy toy ireo razanay izahay mpanomponao, nanomboka hatramin’ny fahazazànay ka mandraka izao. Amin’izay dia hahazo mipetraka ao amin’ny faritr’i Gôsena ianareo, satria maharikoriko ny Ejiptianina ny mpiandry ondry rehetra.


Koa nisy olona valopolo lahy avy any Sekema sy Silao ary Samaria, samy voaharatra ny volombavany sady voatriatra ny fitafiany ary voatetitetika ny tenany. Nitondra koba sy vovo-javamanitra mba hatao fanatitra ao an-tranon’ny TOMPO izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra