Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 36:16 - DIEM PROTESTANTA

16 i Kôra sy i Gahetama ary i Hamalèka; tao amin’ny faritr’i Edôma ireo ary zafikelin’i Hadà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 i Kora, loham-pireneny, i Gatama, loham-pireneny ary i Amaleka, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Elifaza tany amin’ny tany Edoma. Ireo no zanak’i Ada.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 i Kôra sy i Gahetama ary i Hamalèka; tao amin’ny faritr’i Edôma ireo ary zafikelin’i Hadà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 i Kôre loham-pirenena, i Gathama loham-pirenena, i Amaleka loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin’i Elifaza amin’i Edôma. Zanak’i Adà ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin’i Elifaza tany amin’ny tany Edoma; ireo no zanak’i Ada.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin'i Elifaza tany amin'ny tany Edoma; ireo no zanak'i Ada.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 i Kora, loham-pireneny, i Gatama, loham-pireneny ary i Amaleka, loham-pireneny. Ireo avy no loham-pirenena tamin’i Elifaza tany amin’ny tany Edoma. Ireo no zanak’i Ada.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:16
4 Rohy Ifampitohizana  

I Timnà vadikelin’i Elifaza dia niteraka an’i Hamalèka taminy koa. Ireo no zafikelin’i Hesao sy i Hadà vadiny.


Ireto avy no filoham-pianakavian’ny taranak’i Hesao. Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Elifaza lahimatoan’i Hesao, dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Kenaza,


Samy filoham-pianakaviany avokoa ny zanakalahin’i Rehoela zanak’i Hesao, dia i Nahata sy i Zera ary i Samà sy i Mizà; tao amin’ny faritr’i Edôma ireo ary zafikelin’i Basemata vadin’i Hesao.


raiki-tahotra ireo lehiben’i Edôma ary mangovitra ireo andriandahin’i Môaba; kivy ny mponina rehetra any Kanahàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra