Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 34:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Dia hoy izy tamin’i Hamôra rainy: –Alaovy ho ahy iny zazavavy iny mba ho vadiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ary niteny tamin’i Hamora rainy i Sekema hoe: Alao ho vadiko Razazavavy io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Dia hoy izy tamin’i Hamôra rainy: –Alaovy ho ahy iny zazavavy iny mba ho vadiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Ary i Sikema nilaza tamin’i Hemora rainy hoe: «Alaovy ho vadiko io zazavavy io.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary Sekema dia niteny tamin’i Hamora rainy ka nanao hoe: Alao io zazavavy io ho vadiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary Sekema dia niteny tamin'i Hamora rainy ka nanao hoe: Alao io zazavavy io ho vadiko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ary niteny tamin’i Hamora rainy i Sekema hoe: Alao ho vadiko Razazavavy io.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 34:4
6 Rohy Ifampitohizana  

Nangalan-dreniny vady avy tany Ejipta izy ary nonina tao an-taniefitr’i Paràna.


Nifikitra tamin’i Dinà zanakavavin’i Jakôba izy fa tia azy, ka nanao teny nambabo ny fony.


Ren’i Jakôba fa nolotoin’i Sekema i Dinà zanany vavy, kanefa tany an-tsaha niandry ny biby fiompy ireo zanany lahy, koa tsy nanao na inona na inona izy ambara-pahatongan’ireo.


Ny amiko, hoentiko mankaiza moa ny henatro? Fa ianao koa dia ho tahaka ny iray amin’ny adala eto Israely. Mitenena re amin’ny mpanjaka fa tsy handa ny hanambadianao ahy izy.


Manambadia ka miteraha zanakalahy sy zanakavavy; akao vady ny zanakareo lahy ary ampanambadio ny zanakareo vavy mba hiteraka koa izy. Hihamaro anie ianareo, fa tsy hihavitsy!


Rehefa niverina izy, dia nitantara tamin’ny ray sy reniny hoe: –Nisy tovovavy filistinina iray tsikaritro tany Timnà, ka tiako hangatahinareo ho vadiko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra