Genesisy 34:25 - DIEM PROTESTANTA25 Tamin’ny andro fahatelo taorian’izany, raha mbola nararim-pery mafy iny ireo lehilahy ireo, dia nandray sabatra ny zanakalahin’i Jakôba, dia i Simehôna sy i Levỳ anadahin’i Dinà, ka niditra an-tsokosoko tao an-tanàna, ary nandringana ny lehilahy rehetra tao; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Fa tamin’ny andro fahatelo, rehefa ilay nanaintaina mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak’i Jakoba roa lahy, dia i Simeona sy i Levy, anadahin’i Dina, ka niakatra mora tao an-tanàna dia namono ny lehilahy rehetra tao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Tamin’ny andro fahatelo taorian’izany, raha mbola nararim-pery mafy iny ireo lehilahy ireo, dia nandray sabatra ny zanakalahin’i Jakôba, dia i Simehôna sy i Levỳ anadahin’i Dinà, ka niditra an-tsokosoko tao an-tanàna, ary nandringana ny lehilahy rehetra tao; Jereo ny tokoBaiboly Katolika25 Nony tamin’ny andro fahatelo, raha ilay narary iny izy ireo, dia samy naka ny sabany avy ny zanak’i Jakôba roalahy, i Simeôna sy i Levỳ, anadahin’i Dinà, ka niakatra tsy aman-tahotra tao an-tanàna, namono ny lehilahy rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary nony tamin’ny andro fahatelo, rehefa ilay narary mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak’i Jakoba roa lahy, dia Simeona sy Levy, anadahin’i Dina, ka niakatra sahisahy tao an-tanàna, dia namono ny lehilahy rehetra tao. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary nony tamin'ny andro fahatelo, rehefa ilay narary mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak'i Jakoba roa lahy, dia Simeona sy Levy, anadahin'i Dina, ka niakatra sahisahy tao an-tanàna, dia namono ny lehilahy rehetra tao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Fa tamin’ny andro fahatelo, rehefa ilay nanaintaina mafy iny izy ireo, dia samy nitondra ny sabany ny zanak’i Jakoba roa lahy, dia i Simeona sy i Levy, anadahin’i Dina, ka niakatra mora tao an-tanàna dia namono ny lehilahy rehetra tao. Jereo ny toko |
Efapolo taona no nandehanan’ny Israelita tany an-taniefitra. Lany ritra tamin’izany ny lehilahy afa-miantafika rehetra izay indray niala tany Ejipta, satria tsy nanaiky ny TOMPO ry zareo; ary efa nianianan’ny TOMPO ireo fa tsy hisy hahita ny tany izay nampanantenainy tamin’ny razany fa homena antsika, dia tany tondra-dronono sy tantely.