Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 34:26 - DIEM PROTESTANTA

26 ka anisan’izany koa ry i Hamôra sy i Sekema zanany lahy. Dia naka an’i Dinà tao an-tranon’i Sekema izy roa lahy, ka lasa nandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra koa i Hamora sy i Sekema zanany lahy, dia naka an’i Dina tao an-tranon’i Sekema izy ireo vao lasa nandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 ka anisan’izany koa ry i Hamôra sy i Sekema zanany lahy. Dia naka an’i Dinà tao an-tranon’i Sekema izy roa lahy, ka lasa nandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra koa i Hemora sy i Sikema, zanany, ary naka an’i Dinà tao an-tranon’i Sikema izy, dia lasa nivoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Ary Hamora sy Sekema zanani-lahy dia novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra koa; dia naka an’i Dina tao an-tranon’i Sekema izy ka lasa nandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Ary Hamora sy Sekema zananilahy dia novonoiny tamin'ny lelan-tsabatra koa; dia naka an'i Dina tao an-tranon'i Sekema izy ka lasa nandeha.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 34:26
6 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny andro fahatelo taorian’izany, raha mbola nararim-pery mafy iny ireo lehilahy ireo, dia nandray sabatra ny zanakalahin’i Jakôba, dia i Simehôna sy i Levỳ anadahin’i Dinà, ka niditra an-tsokosoko tao an-tanàna, ary nandringana ny lehilahy rehetra tao;


Ireo zanakalahin’i Jakôba hafa kosa nanendaka ireo faty sy nandroba ny tanàna noho ny nandotoana ny anabaviny.


Ary niantso mafy an’i Jôaba i Abinera hoe: –Handripaka tsy hisy farany ve ny sabatra? Tsy mba fantatrao ve fa hampalahelo ny ho vokatr’izany? Koa mandra-pahoviana no hilazanao ny olonao hampitsahatra izao fanenjehana ifamonoan’ny mpirahalahy izao?


Tsy sabatra nataon’ny olona ilay sabatra handavo ny Asirianina; ary tsy sabatra an’olombelona ilay sabatra handringana azy. Handositra eo anoloan’io sabatra io ny Asirianina; ary ny miaramila voafantiny dia hampanaovina asa an-terivozona.


Ny mponina haringan’ny lelan-tsabatra na hoentin-ko babo any amin’ny firenena rehetra any, ary i Jerosalema hohitsakitsahin’ny hafa firenena mandrapahafenon’ny andro natao hanjakan’ny hafa firenena.


Hataoko vonton-dra ny zana-tsipîkako, dia ny ran’ireo voavono sy voababo; hotrebotrebonin’ny sabatro ny nofo mbamin’ny loha lavavolon’ny fahavalo›!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra