Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 34:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Amin’izay dia homenay ho vadinareo ny tovovavinay, ary ny anareo kosa halainay ho vadinay; dia hiara-monina isika, ary hanjary firenena iray ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 dia homenay anareo ny zanakay vavy ary ny zanakareo vavy kosa dia halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay ka ho firenena iray isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Amin’izay dia homenay ho vadinareo ny tovovavinay, ary ny anareo kosa halainay ho vadinay; dia hiara-monina isika, ary hanjary firenena iray ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Amin’izay ianareo homenay ny zanakay vavy; izahay haka ny anareo ho anay. Dia honina ao aminareo izahay, ka ho firenena iray ihany isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 dia homenay anareo ny zanakai-vavy, ary ny zanakareo-vavy kosa halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay, ka ho firenena iray isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 dia homenay anareo ny zanakai-vavy, ary ny zanakareo-vavy kosa halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay, ka ho firenena iray isika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 dia homenay anareo ny zanakay vavy ary ny zanakareo vavy kosa dia halainay ho anay, dia hiara-monina aminareo izahay ka ho firenena iray isika.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 34:16
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia niantso an’i Jakôba i Itsehàka, ary nanao veloma azy sady nanafatrafatra hoe: –Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita.


Izao anefa: ekenay ny hevitrareo, raha hoforana mitovy aminay ny lehilahy rehetra eo aminareo.


Fa raha tsy manaiky hoforàna kosa ianareo, dia halainay ny anabavinay ary handeha izahay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra