Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 34:11 - DIEM PROTESTANTA

11 I Sekema mihitsy no tonga niteny tamin’ny rain’i Dinà sy ny anadahiny hoe: –Mba amindrao fo aho fa homeko anareo izay takînareo amiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Ary hoy i Sekema tamin’ny rain’i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 I Sekema mihitsy no tonga niteny tamin’ny rain’i Dinà sy ny anadahiny hoe: –Mba amindrao fo aho fa homeko anareo izay takînareo amiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Hoy kosa i Sikema tamin’ny rain’i Dinà, sy ireo anadahiny: «Aoka mba hahita fitia eo imasonareo aho, fa homeko anareo izay tononinareo amiko,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary hoy Sekema tamin’ny rain’i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary hoy Sekema tamin'ny rain'i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Ary hoy i Sekema tamin’ny rain’i Dina sy ny anadahiny: Aoka mba hahita fitia eto imasonareo aho, ary izay lazainareo amiko dia homeko.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 34:11
5 Rohy Ifampitohizana  

Ka ny anankiray tamin’ireo no nilazany hoe: –Tompoko, raha mba mahita fitia eo imasonao aho, dia aza lalovana fotsiny.


Manana omby sy boriky sy ondry aman’osy aho ary koa mpanompo lahy sy vavy maro. Nandefa ireto irako ireto aho hampilaza aminao tompokolahy mba handraisanao ahy tsara.»


Dia hoy i Hesao: –Havelako aminao ireo oloko sasany miaraka amiko. Fa hoy i Jakôba hoe: –Hatao inona moa izany? Fa ampy ahy rehefa nataonao tsara fandray aho, tompokolahy.


Hiara-monina aminay ianareo, ka hanjary ho anareo ny faritany eo anoloanareo; koa mitoera sy mivarota, ary manàna zaratany eto.


Na dia harena be sy zavatra betsaka aza no takînareo amiko, dia homeko ihany, raha omenareo ho vadiko razazavavy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra