Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 34:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Indray andro dia nivoaka ny tanàna i Dinà, zanakavavin’i Leà tamin’i Jakôba, mba hitsidika zazavavy tao amin’ny faritany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Indray andro dia lasa i Dina, zanakavavin’i Lea naterany tamin’i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Indray andro dia nivoaka ny tanàna i Dinà, zanakavavin’i Leà tamin’i Jakôba, mba hitsidika zazavavy tao amin’ny faritany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Ary i Dinà zanaka vavin’i Lià, naterany tamin’i Jakôba, nivoaka hizaha ny zazavavy tompon-tany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 DIA nivoaka Dina, zanakavavin’i Lea, izay naterany tamin’i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Dia nivoaka Dina, zanakavavin'i Lea, izay naterany tamin'i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Indray andro dia lasa i Dina, zanakavavin’i Lea naterany tamin’i Jakoba, mba hizaha ny zazavavy tompon-tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 34:1
10 Rohy Ifampitohizana  

Feno 40 taona i Hesao raha nampakatra vehivavy hetita anankiroa ho vadiny, dia i Jehodita zanakavavin’i Bery sy i Basemàta zanakavavin’i Elôna.


Ary hoy i Rebèka tamin’i Itsehàka: –Efa mankaleo ahy mihitsy ny fiainako noho ny afitsok’ireto vinantovavy hetita ireto. Raha hanambady zazavavy tompon-tany toy ireo i Jakôba, dia aleoko maty!


Ary hitan’i Hesao fa nanao veloma an’i Jakôba i Itsehàka sady efa nandefa azy haka vady any Mezôpôtamia ambony; ary teo am-panaovam-beloma dia nanafatrafatra azy izy mba tsy hanambady zazavavy kanahanita.


ka hoy i Leà hoe: –Hasambarana tsy misy toy izany! Fa ankehitriny dia holazain’ny vehivavy hoe sambatra aho. Dia nataony hoe Asèra no anarany.


Taorian’izany dia mbola niteraka zazavavy koa izy, ka nataony hoe Dinà ny anarany.


Dia nanorina alitara teo izy, ka nataony hoe Ela-Elôhe-Israely ny anaran’ilay alitara.


Ireo no zanakalahin’i Jakôba naterak’i Leà tany Mezôpôtamia ambony, miampy an’i Dinà anabaviny. Ny isan’izy rehetra mbamin’ny zanany na lahy na vavy dia telo amby telopolo.


Ahoana no nanovanao faingana ny tetikao? Kanefa ho diso fanantenana amin’i Ejipta ianao tahaka ny nahazo anao tamin’i Asiria.


Ary tsy vitan’izany, fa mianatra mandany andro miriorio mitety tranon’olona koa ireo; ary tsy hoe mandany andro fotsiny, fa mipentsompentsona, manao zavatra tsisy antony etsy sy eroa miresaka zavatra tsy tokony horesahina.


hahafehy tena, hadio toetra, hahakojakoja tokantrano, ho tsara fanahy, hanaiky ny vadiny, mba tsy hanevateva ny tenin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra