Genesisy 31:1 - DIEM PROTESTANTA1 Kanefa ren’i Jakôba fa ny zanakalahin’i Labàna efa nilaza hoe: «Lasan’i Jakôba avokoa ny fananan-draintsika, ary avy tamin’izany fananan-draintsika izany no nananany izao harena rehetra izao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Fa ren’i Jakoba ny resaky ny zanakalahin’i Labana hoe: Lasan’i Jakoba avokoa izay rehetra ananan’ny raintsika; avy tamin’ny fananan’ny raintsika no nahazoany ireo harena rehetra ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Kanefa ren’i Jakôba fa ny zanakalahin’i Labàna efa nilaza hoe: «Lasan’i Jakôba avokoa ny fananan-draintsika, ary avy tamin’izany fananan-draintsika izany no nananany izao harena rehetra izao.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Ren’i Jakôba fa ny zanakalahin’i Labàna dia nanao vava hoe: «Lasan’i Jakôba avokoa izay nananan-draintsika; ary avy amin’ny ananan-draintsika no nahazoany izao fananany rehetra izao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY Jakoba nandre ny tenin’ny zanakalahin’i Labana nanao hoe: Efa lasan’i Jakoba avokoa izay rehetra nananan’ny raintsika; ary avy tamin’ny fananan’ny raintsika no nahazoany izao voninahitra rehetra izao. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary Jakoba nandre ny tenin'ny zanakalahin'i Labana nanao hoe: Efa lasan'i Jakoba avokoa izay rehetra nananan'ny raintsika; ary avy tamin'ny fananan'ny raintsika no nahazoany izao voninahitra rehetra izao. Jereo ny toko |
Dia namaly an’i Jakôba i Labàna hoe: –Ireo zazavavy ireo dia zanako, ny zanak’ireo dia taranako, ny andian’ondry aman’osy dia ondry aman’osiko, ary izao rehetra hitanao izao dia ahy avokoa. Manomboka anio dia tsy misy na inona na inona azoko atao intsony ho an’ireto zanako vavy ireto na ho an’ireo zanakalahy izay naterany?