Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:41 - DIEM PROTESTANTA

41 Koa isaky ny hikambana ireo biby matanjaka, dia napetrak’i Jakôba tao amin’ny tavy fisotroan-drano ireny tsora-kazo ireny mba hikambanany eo anoloan’ny tsora-kazo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Isaky ny miray ny ondry aman’osy matanjaka dia napetrak’i Jakoba tao anatin’ny fampisotroan-drano teo anoloan’ny mason’ny ondry aman’osy ireny tsorakazo ireny mba hiraisany eo anilan’ny tsorakazo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Koa isaky ny hikambana ireo biby matanjaka, dia napetrak’i Jakôba tao amin’ny tavy fisotroan-drano ireny tsora-kazo ireny mba hikambanany eo anoloan’ny tsora-kazo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 Nony injay ny ondry matanjaka no nitady hikambana, dia nataon’i Jakôba tao anatin’ny fisotroan-drano talaky mason’ny ondry ny tsora-kazo, mba hikambanany eo anilan’ny tsora-kazo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 Ary na oviana na oviana no hikambanan’ny ondry aman-osy matanjaka, dia napetrak’i Jakoba teo anatin’ny tavin-drano teo anoloan’ny mason’ny ondry aman-osy ireny tsora-kazo ireny, mba hikambanany eo anilan’ny tsora-kazo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Ary na oviana na oviana no hikambanan'ny ondry aman'osy matanjaka, dia napetrak'i Jakoba teo anatin'ny tavin-drano teo anoloan'ny mason'ny ondry aman'osy ireny tsorakazo ireny, mba hikambanany eo anilan'ny tsorakazo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

41 Isaky ny miray ny ondry aman’osy matanjaka dia napetrak’i Jakoba tao anatin’ny fampisotroan-drano teo anoloan’ny mason’ny ondry aman’osy ireny tsorakazo ireny mba hiraisany eo anilan’ny tsorakazo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:41
3 Rohy Ifampitohizana  

Napetrany tao amin’ny tavy fisotroan-drano ireny, teo anoloan’ireo biby izay maimay hikambana rehefa tonga hisotro rano.


Ary ireo ondry efa navahan’i Jakôba dia natodiny hijery ny sadika sy maramara rehetra teo amin’ny biby fiompin’i Labàna. Natokan’i Jakôba ny ondry aman’osy ho an’ny tenany fa tsy navelany hifangaro tamin’ny an’i Labàna.


Fa raha farofy kosa ireo biby, dia tsy mba napetrany teo ireny tsora-kazo ireny; ka dia ireo biby farofy no an’i Labàna fa ireo matanjaka kosa no an’i Jakôba.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra