Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 30:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Ary ireo ondry efa navahan’i Jakôba dia natodiny hijery ny sadika sy maramara rehetra teo amin’ny biby fiompin’i Labàna. Natokan’i Jakôba ny ondry aman’osy ho an’ny tenany fa tsy navelany hifangaro tamin’ny an’i Labàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Dia navahan’i Jakoba ny zanak’ondry, fa ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin’ny ondry aman’osin’i Labana; avy eo natokany izay ondry aman’osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin’ny ondry aman’osin’i Labana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Ary ireo ondry efa navahan’i Jakôba dia natodiny hijery ny sadika sy maramara rehetra teo amin’ny biby fiompin’i Labàna. Natokan’i Jakôba ny ondry aman’osy ho an’ny tenany fa tsy navelany hifangaro tamin’ny an’i Labàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 Navahan’i Jakôba ny zanak’ondry, ary ny biby fiompy dia nataony nanatrika ny sadika sy ny mainty rehetra amin’ny biby fiompy ananan’i Labàna. Izany no nahazoany andiam-biby fiompy ho an’ny tenany, ka tsy nakambany tamin’ny biby fiompin’i Labàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Ary ny zanak’ondry navahan’i Jakoba, ary ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin’ny ondry aman-osin’i Labana; ary natokany izay ondry aman-osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin’ny ondry aman-osin’i Labana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Ary ny zanak'ondry navahan'i Jakoba, ary ny ondry sisa dia nataony manatrika ny sadika sy ny mainty rehetra teo amin'ny ondry aman'osin'i Labana; ary natokany izay ondry aman'osy ho azy ka tsy navelany hiharo tamin'ny ondry aman'osin'i Labana.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:40
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia nikambana teo anoloan’ireo tsora-kazo ireo ny ondry aman’osy ka niteraka sadìka sy maramara ary sada.


Koa isaky ny hikambana ireo biby matanjaka, dia napetrak’i Jakôba tao amin’ny tavy fisotroan-drano ireny tsora-kazo ireny mba hikambanany eo anoloan’ny tsora-kazo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra