Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 29:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Notantarain’i Jakôba tamin’i Rahely fa havan-drainy izy ary zanakalahin’i Rebekà. Dia nihazakazaka i Rahely ka nitantara izany tamin-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Dia nambaran’i Jakoba tamin’i Rahely fa havan’ny rainy sy zanak’i Rebeka izy. Dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin’ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Notantarain’i Jakôba tamin’i Rahely fa havan-drainy izy ary zanakalahin’i Rebekà. Dia nihazakazaka i Rahely ka nitantara izany tamin-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Nambaran’i Jakôba an-dRasela fa rahalahin’ny rainy zana-dRebekà izy; ka nihazakazaka i Rasela nanambara izany tamin-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Dia nambaran’i Jakoba tamin-dRahely fa havan-drainy sy zana-dRebeka izy; dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin’-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Dia nambaran'i Jakoba tamin-dRahely fa havan-drainy sy zana-dRebeka izy; dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Dia nambaran’i Jakoba tamin’i Rahely fa havan’ny rainy sy zanak’i Rebeka izy. Dia nihazakazaka Rahely nanambara izany tamin’ny rainy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 29:12
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Abrama tamin’i Lôta: –Aoka tsy hisy fifandirana amintsika na amin’ny mpiandry ireo biby fiompintsika, satria olona mpihavana isika.


Dia lasa nihazakazaka nankany an-tranon-dreniny razazavavy hilaza ny vaovao.


Koa nalefan’i Itsehàka ho any Mezôpôtamia ambony i Jakôba, ho any amin’i Labàna, zanakalahin’i Betoela izay aramianina sady anadahin’i Rebekà renin’i Hesao sy i Jakôba.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra