Genesisy 28:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ary hitan’i Hesao fa nanao veloma an’i Jakôba i Itsehàka sady efa nandefa azy haka vady any Mezôpôtamia ambony; ary teo am-panaovam-beloma dia nanafatrafatra azy izy mba tsy hanambady zazavavy kanahanita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Ary hitan’i Esao fa efa nitsodrano an’i Jakoba Isaka ka nampandeha azy ho any Padana-Arama haka vady any; hitany koa fa rehefa nitsodrano azy izy dia namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary hitan’i Hesao fa nanao veloma an’i Jakôba i Itsehàka sady efa nandefa azy haka vady any Mezôpôtamia ambony; ary teo am-panaovam-beloma dia nanafatrafatra azy izy mba tsy hanambady zazavavy kanahanita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Hitan’i Esao fa nitso-drano an’i Jakôba i Isaaka sy naniraka azy haka vady any Padan-Arama, sady nanome teny azy teo ampitsofan-drano azy, nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary nony hitan’i Esao fa Isaka efa nitso-drano an’i Jakoba ka efa nampandeha azy ho any Mesopotamia haka vady any ary nitso-drano azy sady namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita hianao; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary nony hitan'i Esao fa Isaka efa nitso-drano an'i Jakoba ka efa nampandeha azy ho any Mesopotamia haka vady any ary nitso-drano azy sady namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita ianao; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Ary hitan’i Esao fa efa nitsodrano an’i Jakoba Isaka ka nampandeha azy ho any Padana-Arama haka vady any; hitany koa fa rehefa nitsodrano azy izy dia namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin’ny zanakavavin’ny Kananita; Jereo ny toko |