Genesisy 27:7 - DIEM PROTESTANTA7 «Itondray haza aho ary anamboary hanim-py hohaniko izany; fa rehefa avy mihinana aho, dia hotsofiko rano eo anatrehan’ny TOMPO ianao alohan’ny hahafatesako.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Itondray haza aho ka anamboary sakafo matsiro hohaniko; dia hitsodrano anao eo anatrehan’NY TOMPO aho, dieny tsy mbola maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 «Itondray haza aho ary anamboary hanim-py hohaniko izany; fa rehefa avy mihinana aho, dia hotsofiko rano eo anatrehan’ny TOMPO ianao alohan’ny hahafatesako.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 ‹Itondray haza aho, ka anaovy nahandro tsara hohaniko, mba hitsofako rano anao eo anatrehan’i Iaveh alohan’ny hahafatesako.› Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ihazao aho, ka anaovy hanim-py hohaniko; dia hitso-drano anao aho eo anatrehan’i Jehovah, dieny tsy mbola maty aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ihazao aho, ka anaovy hanim-py hohaniko; dia hitso-drano anao aho eo anatrehan'i Jehovah, dieny tsy mbola maty aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Itondray haza aho ka anamboary sakafo matsiro hohaniko; dia hitsodrano anao eo anatrehan’NY TOMPO aho, dieny tsy mbola maty. Jereo ny toko |
Tamin’izany fotoana izany koa dia nanambara izao fampitandremana momba an’i Jerikao izao i Josoa nanao hoe: «Ho voaozona eo anatrehan’ny TOMPO anie izay olona mitsangana hanamboatra an’ity tanàna ity ka ny ain’ny lahimatoany no ho sandan’ny hanorenany ny fototra ary ny ain’ny faralahiny no ho sandan’ny hananganany ny vavahady!»