Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:6 - DIEM PROTESTANTA

6 dia niantso an’i Jakôba zanany i Rebekà ka nanao hoe: –Reko ny rainao nilaza tamin’i Hesao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary niteny tamin’i Jakoba zanany i Rebeka hoe: Indro, reko ny rainao niteny tamin’i Esao rahalahinao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 dia niantso an’i Jakôba zanany i Rebekà ka nanao hoe: –Reko ny rainao nilaza tamin’i Hesao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Tamin’izay i Rebekà nilaza tamin’i Jakôba zanany hoe: «Izao no reko lazain-drainao tamin’i Esao rahalahinao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary Rebeka niteny tamin’i Jakoba zanani-lahy ka nanao hoe: Indro, efa reko ny rainao niteny tamin’i Esao rahalahinao nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary Rebeka niteny tamin'i Jakoba zananilahy ka nanao hoe: Indro, efa reko ny rainao niteny tamin'i Esao rahalahinao nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary niteny tamin’i Jakoba zanany i Rebeka hoe: Indro, reko ny rainao niteny tamin’i Esao rahalahinao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:6
3 Rohy Ifampitohizana  

I Itsehàka dia tia an’i Hesao, satria nankafy ny hazany; fa i Rebekà kosa tia an’i Jakôba.


Nohenoin’i Rebèka anefa ny resak’i Itsehàka sy i Hesao; koa rehefa lasa nandeha nihaza i Hesao,


«Itondray haza aho ary anamboary hanim-py hohaniko izany; fa rehefa avy mihinana aho, dia hotsofiko rano eo anatrehan’ny TOMPO ianao alohan’ny hahafatesako.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra