Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:42 - DIEM PROTESTANTA

42 Rehefa nampandrenesina ny fikàsan’i Hesao lahimatoany i Rebekà, dia nampiantso an’i Jakôba faralahiny ka nanao taminy hoe: –Tandremo fa te hamaly ny nataonao i Hesao rahalahinao ka hamono anao ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 Nisy nanambara tamin’i Rebeka izany tenin’i Esao zanany lahimatoa izany, koa nandefa iraka haka an’i Jakoba zanany faralahy izy hiteny aminy hoe: Indro, mikasa hamaly faty anao i Esao rahalahinao ka hamono anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Rehefa nampandrenesina ny fikàsan’i Hesao lahimatoany i Rebekà, dia nampiantso an’i Jakôba faralahiny ka nanao taminy hoe: –Tandremo fa te hamaly ny nataonao i Hesao rahalahinao ka hamono anao ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

42 Nolazain’olona tamin-dRebekà izany tenin’i Esao zanany lahy matoa izany, ka nampanalainy i Jakôba zanany lahy aivo, dia hoy izy taminy: «Indro i Esao rahalahinao mikasa hamaly faty anao, ka hamono anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 Ary nisy namanbara tamin-dRebeka izany tenin’i Esao zanany lahimatoa izany; dia naniraka nampaka an’i Jakoba zanany faralahy izy ka nanao taminy hoe: Indro, Esao rahalahinao mikasa hamaly ny nataonao ka hamono anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Ary nisy namambara tamin-dRebeka izany tenin'i Esao zanany lahimatoa izany; dia naniraka nampaka an'i Jakoba zanany faralahy izy ka nanao taminy hoe: Indro, Esao rahalahinao mikasa hamaly ny nataonao ka hamono anao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

42 Nisy nanambara tamin’i Rebeka izany tenin’i Esao zanany lahimatoa izany, koa nandefa iraka haka an’i Jakoba zanany faralahy izy hiteny aminy hoe: Indro, mikasa hamaly faty anao i Esao rahalahinao ka hamono anao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:42
11 Rohy Ifampitohizana  

Ary nankahalain’i Hesao i Jakôba, satria nahazo ny tsodranon-drainy; ka hoy i Hesao anakampo hoe: «Efa akaiky ny andro hisaonana an’i dada, ary amin’izay no hamonoako an’i Jakôba rahalahiko.»


Koa ankehitriny, anaka, henoy tsara aho! Mandehana mandositra any amin’ny anadahiko any Haràna.


Tsy mendrika an’ireo mari-pitiavana sy zavatra azo antoka rehetra izay nataonao tamiko mpanomponao akory aho, satria tsy nanana afa-tsy tehina ny tenako raha niampita an’ity Jôrdàna ity, ary ankehitriny kosa efa tonga antokony roa.


Rehefa nahita ireo i Jakôba, dia niteny hoe: –Tobin’Andriamanitra ity! Dia nantsoiny hoe Mahanaima izany toerana izany.


miafina izy mikendry ny olo-mahitsy, dia mitifitra tampoka, tsy miahotrahotra.


dia ny olona faly manao ratsy sady finaritra amin’ny famitaha-namana,


Voasambotra koa ireo vadin’i Davida roa, dia Ahinôhama avy any Jizrehèla sy i Abigaîla vadin’i Nabala avy any Karmela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra