Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:40 - DIEM PROTESTANTA

40 Fa ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao. Nefa hiavo-tena ianao ka hanapotika ny ziogany hiala amin’ny vozonao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 Ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao; kanefa, raha tonga amin’izay andro hahafahanao, dia hotapahinao ny ziogany hiala amin’ny vozonao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 Fa ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao. Nefa hiavo-tena ianao ka hanapotika ny ziogany hiala amin’ny vozonao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 ary ny rahalahinao no hotompoinao. Mbola ho avy anefa ny hanifihanao ny jiogany, ka ho tapakao ho afaka amin’ny vozonao iny.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Fa ny sabatrao no hivelomanao, Ary ny rahalahinao no hotompoinao; Kanefa, raha mby amin’izay andro hahafahanao, Dia hotapahinao ny ziogany ho afaka amin’ny vozonao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Fa ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao; kanefa, raha mby amin'izay andro hahafahanao. Dia hotapahinao ny ziogany ho afaka amin'ny vozonao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 Ny sabatrao no hivelomanao, ary ny rahalahinao no hotompoinao; kanefa, raha tonga amin’izay andro hahafahanao, dia hotapahinao ny ziogany hiala amin’ny vozonao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:40
17 Rohy Ifampitohizana  

Fa namaly azy ny TOMPO hoe: Firenena roa no ao an-kibonao, vahoaka roa tonta no haterakao. Ny ankilany hahery noho ny andaniny, ny zokiny hanompo ny zandriny.


Hanompo anao anie ireo firenena ary hiankohoka eo anatrehanao ny vahoaka maro! Ho tompon’ny rahalahinao anie ianao ka hiankohoka eo anoloanao ireo zanaky ny reninao! Ho voaozona anie izay manozona anao ary hohasoavina izay manisy soa anao!


Manana omby sy boriky sy ondry aman’osy aho ary koa mpanompo lahy sy vavy maro. Nandefa ireto irako ireto aho hampilaza aminao tompokolahy mba handraisanao ahy tsara.»


Fa hoy i Hesao hoe: –Manambe aho, ry rahalahy; aoka ho anao ihany ny anao!


Nametrahany governora tany Edôma; eny, nametrahany governora i Edôma manontolo, ka tonga olom-pehezin’i Davida avokoa ny mponiny. Ary nampandresy an’i Davida tamin’izay fanafihany rehetra ny TOMPO.


Ary hoy ihany i Jôasy: «Satria efa resinao ny Edômita, ka dia nirehareha ny fonao; aoka hahafa-po anao izany voninahitra izany ka mitoera ao an-tranonao ihany! Fa nahoana ianao no mitady loza izay hahavoa ny tenanao sy ny tafik’i Joda manontolo?»


I Amatsià koa no nahafaty miaramila edômita antokony folo tao amin’ny Lohasahan-Tsira tamin’ny ady nandrombahany ny tanànan’i Sela, izay lasa hoe Jôkteela, anarany mandraka ankehitriny.


Hatreo dia nizaka tena sady nanohitra ny fahefana jodeanina ny Edômita mandraka androany. Tamin’izay fotoana izay koa ny tanànan’i Libnà no nikomy nanohitra ny fahefàn’i Jôrama, satria efa nandao ny TOMPO Andriamanitry ny razany izy.


Tamin’ny andron’i Jôrama no nikomian’ny Edômita tamin’ny fahefana jodeanina ka nananganany mpanjaka ho azy.


Tonga indray manko ny Edômita namely ny Jodeanina sy nitondra sambo-belona.


Ao an-Toeramasiny no niteny Andriamanitra hoe: «Faly tokoa Aho fa hizara an’i Sekema sy ny lohasahan’i Sokôta ho an’ny vahoakako;


–Aza heverinareo fa tonga eto an-tany Aho hampihavana; tsy tonga hampihavana Aho, fa hampiady.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra