Genesisy 27:39 - DIEM PROTESTANTA39 Dia nitomany mafy i Hesao. Fa ny rainy kosa nanao taminy hoe: «Indro ny fonenanao ho lavitry ny tany lonaka sy ho lavitry ny ando midina avy any an-danitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201139 Nefa namaly azy Isaka rainy hoe: Indro, ho lavitry ny tsiron’ny tany ny fonenanao, ary ho lavitry ny andon’ny lanitra avy any ambony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Dia nitomany mafy i Hesao. Fa ny rainy kosa nanao taminy hoe: «Indro ny fonenanao ho lavitry ny tany lonaka sy ho lavitry ny ando midina avy any an-danitra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika39 Ka izao navalin’i Isaaka rainy azy: «Tsy hisy menaky ny tany amin’ny fonenanao, tsy hisy ando avy amin’ny lanitra. Fa ny sabatrao no hivelomanao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy39 Dia namaly Isaka rainy ka nanao taminy hoe: Indro, tsy ho amin’ ny tsiron’ny tany ny fonenanao, Ary tsy ho amin’ny andon’ny lanitra avy any ambony; Jereo ny tokoMalagasy Bible39 Dia namaly Isaka rainy ka nanao taminy hoe: Indro, tsy ho amin'ny tsiron'ny tany ny fonenanao, ary tsy ho amin'ny andon'ny lanitra avy any ambony; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache39 Nefa namaly azy Isaka rainy hoe: Indro, ho lavitry ny tsiron’ny tany ny fonenanao, ary ho lavitry ny andon’ny lanitra avy any ambony. Jereo ny toko |