Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Tsy fantatr’i Itsehàka i Jakôba, satria rakotra volo toy ny tanan’i Hesao rahalahiny ny sandriny. Kanefa talohan’ny hitsofany rano azy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Nefa tsy nahafantatra azy izy satria voloina tahaka ny tanan’i Esao rahalahiny ny tanany; dia notsofiny rano izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Tsy fantatr’i Itsehàka i Jakôba, satria rakotra volo toy ny tanan’i Hesao rahalahiny ny sandriny. Kanefa talohan’ny hitsofany rano azy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Tsy nahalala azy izy, satria voloina tahaka ny an’i Esao rahalahiny, ny tanany, ka dia nitso-drano azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary tsy nahafantatra azy izy, satria voloina tahaka ny tànan’i Esao rahalahiny ny tànany; dia notsofiny rano izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary tsy nahafantatra azy izy, satria voloina tahaka ny tanan'i Esao rahalahiny ny tànany; dia notsofiny rano izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Nefa tsy nahafantatra azy izy satria voloina tahaka ny tanan’i Esao rahalahiny ny tanany; dia notsofiny rano izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:23
6 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoy i Jakôba tamin’ny reniny: –I Hesao rahalahiko dia voloina, fa izaho kosa malama hoditra.


Nalainy koa ny hoditr’osy ka namonosany ny sandriny sy ny faritra malama teo amin’ny vozony;


Nanatona an’Itsehàka rainy i Jakôba ka notsapainy, ary nilazany hoe: –Ny feony dia feon’i Jakôba, nefa ny tanany kosa dia tanan’i Hesao.


dia nanontany azy indray izy hoe: –Ianao tokoa ve no Hesao zanako? Ka novalian’i Jakôba hoe: –Eny, izaho no izy.


Finoana no nitsòfan’i Itsehàka rano an-dry i Jakôba sy i Hesao, nitsinjovany ny hoavin’izy roa lahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra