Genesisy 26:31 - DIEM PROTESTANTA31 Nifoha maraina avy izy ireo ny ampitso ary samy nifanao velirano. Avy eo nalefan’i Itsehàka izy telo mianaka, ka lasa nody ombàm-piadanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Avy eo dia nifoha vao maraina izy ireo ka nifampianiana. Dia navelan’Isaka handeha izy ireo ka lasa nody soa amantsara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Nifoha maraina avy izy ireo ny ampitso ary samy nifanao velirano. Avy eo nalefan’i Itsehàka izy telo mianaka, ka lasa nody ombàm-piadanana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika31 Ary nifoha vao maraina koa izy, dia samy nanao fianianana izy roa tonta, izay izy ireo vao nalefan’i Isaaka; ka dia lasa soa aman-tsara niala taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Dia nifoha maraina koa izy, ka samy nanao fianianana; dia nampandehanin’Isaka ireo, ka dia lasa nody soa aman-tsara izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Dia nifoha maraina koa izy, ka samy nanao fianianana; dia nampandehanin'Isaka ireo, ka dia lasa nody soa aman-tsara izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Avy eo dia nifoha vao maraina izy ireo ka nifampianiana. Dia navelan’Isaka handeha izy ireo ka lasa nody soa amantsara. Jereo ny toko |
Mbola nikiry nanao izao fianianana izao i Davida hoe: –Fantatry ny rainao tsara ny halehiben’ny fitiavanao ahy, ka hoy izy anakampony: «Aoka tsy ho fantatr’i Jônatàna izany fandrao hampalahelo azy.» Nefa velona ny TOMPO ary velona koa ny ainao, ka sahiko lazaina fa indray mandingana sisa no manelanelana ahy sy ny fahafatesana.