Genesisy 26:30 - DIEM PROTESTANTA30 Dia nanao fanasana ho an’i Abimelèka i Itsehàka, ka nihinana sy nisotro izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Dia nanao fanasana ho azy Isaka ka nihinana sy nisotro izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Dia nanao fanasana ho an’i Abimelèka i Itsehàka, ka nihinana sy nisotro izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika30 Dia nanao fanasana ho azy ireo i Isaaka ka nihinana sy nisotro izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Dia nanao fanasana ho azy Isaka, ka dia nihinana sy nisotro izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Dia nanao fanasana ho azy Isaka, ka dia nihinana sy nisotro izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Dia nanao fanasana ho azy Isaka ka nihinana sy nisotro izy ireo. Jereo ny toko |