Genesisy 24:66 - DIEM PROTESTANTA66 Notantarain’ilay mpanompo an’i Itsehàka avokoa ny zavatra rehetra izay nataony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201166 Dia nambaran’ilay mpanompo tamin’Isaka ny zavatra rehetra izay nataony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara66 Notantarain’ilay mpanompo an’i Itsehàka avokoa ny zavatra rehetra izay nataony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika66 Koa noraisin-dRebekà ny voaliny, dia nisaronany. Nambaran’ity mpanompo tamin’i Isaaka avokoa ny zavatra rehetra nataony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy66 Ary dia nambaran’ilay mpanompo tamin’Isaka ny zavatra rehetra izay efa nataony. Jereo ny tokoMalagasy Bible66 Ary dia nambaran'ilay mpanompo tamin'Isaka ny zavatra rehetra izay efa nataony. Jereo ny toko |