Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:44 - DIEM PROTESTANTA

44 Koa raha mamaly ahy izy hoe: ‹Misotroa ianao, ary ny ramevanao koa hantsakako›, dia izy no vehivavy voatendrinao, ry TOMPO, ho an’ny zanakalahin’ny tompoko.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 ka hamaly hoe: Misotroa, ary hantsakako koa ny ramevanao, dia aoka izy no ho vehivavy voatendrin’NY TOMPO ho an’ny zanakalahin’ny tompoko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Koa raha mamaly ahy izy hoe: ‹Misotroa ianao, ary ny ramevanao koa hantsakako›, dia izy no vehivavy voatendrinao, ry TOMPO, ho an’ny zanakalahin’ny tompoko.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

44 Misotroa, fa hantsakako mbamin’ny ramevanao koa, no aoka ho ilay vady nalahatr’i Iaveh ho an’ny zanaky ny tompoko.›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 ka hamaly hoe izy: Misotroa, ary hantsakako koa ny ramevanao: dia izy no aoka ho izay vehivavy voatendrin’i Jehovah ho an’ny zanakalahin’ny tompoko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 ka hamaly hoe izy: Misotroa, ary hantsakako koa ny ramevanao: dia izy no aoka ho izay vehivavy voatendrin'i Jehovah ho an'ny zanakalahin'ny tompoko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

44 ka hamaly hoe: Misotroa, ary hantsakako koa ny ramevanao, dia aoka izy no ho vehivavy voatendrin’NY TOMPO ho an’ny zanakalahin’ny tompoko.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:44
11 Rohy Ifampitohizana  

Izany taolan-tehezana nalainy tamin-draolombelona izany no namboarin’ny TOMPO Andriamanitra ho vehivavy izay nentiny teo amin-draolombelona.


Koa izay zatovovavy hangatahako mba hampidina kely ny sininy hisotroako, ka hamaly hoe: «Misotroa ary aoka ny ramevanao hampisotroiko ihany koa!», dia amin’izay no hahafantarako fa izy no voatendrinao ho an’i Itsehàka mpanomponao ary efa naneho fahasoavana tamin’ny tompoko Ianao.


Inty aho mby eto anilan’ny fantsakana, hisy zazavavy hivoaka hantsaka ka hiangaviako mba hampisotro ahy rano kely avy amin’ny sininy.


Raha mbola tsy tapitra akory anefa ny teniko anakampo, dia tamy i Rebekà niantsoroka siny, dia nidina nankeo am-pantsakana ka nantsaka; ary hoy aho taminy: «Mba omeo aho hosotroiko, aza fady!»


Ahontsankontsana ny kodiakely hahalalan-javatra fa izay mipoitra eo kosa dia avy amin’ny TOMPO.


Izay mahita vady mahita fahasambarana; sady mahazo fanambinana avy amin’ny TOMPO izy.


Trano aman-karena no lova avy amin-drazana; fa ny vady hendry kosa dia avy amin’ny TOMPO.


Fa ny olona manan-toe-tsaina ambony no afaka hihevitra tanjona ambony sady tsy hirotsaka an-tsehatra afa-tsy ho an’ny tanjona ambony.


fa hiravaka asa soa mifanentana amin’ny vehivavy mankatò ny fivavahana amin’Andriamanitra.


Tsarovy ny fampiantranoam-bahiny. Nisy tokoa izay mahavatra nanao izany ka hay anjely aza no nampandrosoiny nefa tsy fantany.


Farany, aoka hiray saina sy hiray fo ianareo rehetra: mifankatiava toy ny mpiray tampo, mahaiza mifangoraka, manetre tena.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra