Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Inty aho eto akaikin’ny fantsakana; ary ireo zatovovavy zanaky ny mponina ao an-tanàna dia hivoaka hantsaka rano eto.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Indro, mijoro eto anilan’ny fantsakana aho ary ho avy hantsaka rano ny zanakavavin’ny mponina ao an-tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Inty aho eto akaikin’ny fantsakana; ary ireo zatovovavy zanaky ny mponina ao an-tanàna dia hivoaka hantsaka rano eto.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Indro aho mijanona eto anilan’ny loharano; ary ny zanaka vavin’ny mponina ao an-tanàna hivoaka hantsaka rano,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Indro, mijanona eto anilan’ny fantsakana aho; ary ny zanakavavin’ny mponina ao an-tanàna mivoaka hantsaka rano;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Indro, mijanona eto anilan'ny fantsakana aho; ary ny zanakavavin'ny mponina ao an-tanàna mivoaka hantsaka rano;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Indro, mijoro eto anilan’ny fantsakana aho ary ho avy hantsaka rano ny zanakavavin’ny mponina ao an-tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:13
10 Rohy Ifampitohizana  

Nony tonga teo akaikin’ny fantsakana teo ivelan’ny tanàna izy, dia nampandohalika ny rameva, fa fotoana hariva fivoahan’ny vehivavy mantsaka tamin’izay.


Koa izay zatovovavy hangatahako mba hampidina kely ny sininy hisotroako, ka hamaly hoe: «Misotroa ary aoka ny ramevanao hampisotroiko ihany koa!», dia amin’izay no hahafantarako fa izy no voatendrinao ho an’i Itsehàka mpanomponao ary efa naneho fahasoavana tamin’ny tompoko Ianao.


Inty aho mby eto anilan’ny fantsakana, hisy zazavavy hivoaka hantsaka ka hiangaviako mba hampisotro ahy rano kely avy amin’ny sininy.


Ankino amin’ny TOMPO ny fiainanao, ka itokio Izy fa hanao izay mahasoa.


Nanan-janaka fito mirahavavy ny mpisorona Jetrao tao Midiana. Tonga hantsaka rano ireo ary hameno ny tavin-drano mba hampisotroana ny ondry aman’osin-drainy.


Mieke Azy amin’izay rehetra alehanao, dia hatorony anao ny soritra harahinao.


Nisy vehivavy samaritanina anankiray tonga hantsaka rano, ka nitenenan’i Jesoa hoe: –Mba omeo rano Aho hosotroiko!


Teo akaikin’ny fampisotroan-drano, ireo mpizara rano ho an’ny biby fiompy no nankalaza ny fandresen’ny TOMPO, dia fandresena nomeny ireo lehiben’i Israely fony injay nirotsaka hiady teo am-bavahadin’ny tanàna ilay vahoakan’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra