Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 23:8 - DIEM PROTESTANTA

8 ka niteny tamin’ireo hoe: –Raha ekenareo tokoa àry ny handevenana ny vadiko eto, dia anaovy fanelanelanana amin’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara aho

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 ary hoy izy tamin’ireo: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin’ny vadiko izay nandao ahy dia mihainoa ahy, koa iangavio kely i Efrona, zanak’i Zohara,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 ka niteny tamin’ireo hoe: –Raha ekenareo tokoa àry ny handevenana ny vadiko eto, dia anaovy fanelanelanana amin’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara aho

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 ary nanao taminy hoe: «Raha tianareo ny hanalako ny fatin’ny vadiko tsy ho eto anoloako ka handevenako azy, dia henoy aho, ary mangataha ho ahy amin’i Efrôna, zanak’i Seôra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 dia niteny taminy ka nanao hoe: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin’ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin’i Efrona, zanak’i Zohara,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 dia niteny taminy ka nanao hoe: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin'ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin'i Efrona, zanak'i Zohara,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 ary hoy izy tamin’ireo: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin’ny vadiko izay nandao ahy dia mihainoa ahy, koa iangavio kely i Efrona, zanak’i Zohara,

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 23:8
7 Rohy Ifampitohizana  

Nitsangana i Abrahama ka niankohoka teo anoloan’ny terak’i Heta, vahoaka tompon-tany,


mba hanomezany ahy ny lava-bato ao Makpelà amin’ny sisin’ny sahany. Aoka ho amin’ny tena vidiny no hanomezany azy ho ahy eto anatrehanareo ho toeram-pandevenana.


I Itsehàka sy i Jismahela zanany no nandevina azy tao amin’ny lava-baton’i Makpelà, ao amin’ny sahan’i Hefrôna zanakalahin’i Tsôhara izay Hetita, dia ilay saha ao akaikin’i Mamre.


Dia hoy i Adônià: –Miangavy anao re aho hiteny amin’i Salômôna mpanjaka, (fa tsy handà anao izy) mba hanomezany ahy an’i Abisaga avy any Sonema ho vadiko.


Eny, Mpisorombe natao ho antsika tokoa i Jesoa: masina, tsy misy faharatsiana na fahotana ao aminy, voasaraka tamin’ny mpanota ka nasandratra avo noho ny lanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra