Genesisy 23:10 - DIEM PROTESTANTA10 Ary i Hefrôna ilay Hetita tamin’izay dia nipetraka teo anivon’ny olona tafavory. Koa namaly an’i Abrahama izy mba ho ren’ny Hetita rehetra tonga teo am-bavahadin’ny tanàna, ka nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary i Efrona dia niara-nipetraka tamin’ireo taranak’i Heta. Namaly an’i Abrahama i Efrona hetita teo anatrehan’ireo taranak’i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanànany, ka niteny hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ary i Hefrôna ilay Hetita tamin’izay dia nipetraka teo anivon’ny olona tafavory. Koa namaly an’i Abrahama izy mba ho ren’ny Hetita rehetra tonga teo am-bavahadin’ny tanàna, ka nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Ary i Efrôna nipetraka teo afovoan’ny zanak’i Heta. I Efrôna Heteanina namaly an’i Abrahama teo anatrehan’ny zanak’i Heta, dia izay rehetra miditra ny vavahadin’ny tanànany; hoy izy taminy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary Efrona nipetraka teo amin’ny taranak’i Heta; dia namaly an’i Abrahama Efrona Hetita teo anatrehan’ny taranak’i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanànany, ka nanao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary Efrona nipetraka teo amin'ny taranak'i Heta; dia namaly an'i Abrahama Efrona Hetita teo anatrehan'ny taranak'i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin'ny tanànany, ka nanao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ary i Efrona dia niara-nipetraka tamin’ireo taranak’i Heta. Namaly an’i Abrahama i Efrona hetita teo anatrehan’ireo taranak’i Heta, dia izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanànany, ka niteny hoe: Jereo ny toko |
Dia hoy ireo vahoaka rehetra izay teo am-bavahady sy loholona hoe: –Eny, vavolombelona manatri-maso izahay. Hotahin’ny TOMPO anie ity vehivavy izay hankao an-tranonao, ka ho tahaka an-dRahely sy i Lea fa izy roa vavy no niavian’ny vahoaka Israely; hataony manan-karena eo amin’ny Efratîta anie ianao, ary halaza eran’i Betlehema anie ny anaranao!