Genesisy 22:7 - DIEM PROTESTANTA7 dia hoy i Itsehàka tamin’i Abrahama rainy: –Dada ô! Ka novaliany hoe: –Mihaino anao aho, anaka. Ary hoy i Itsehàka hoe: –Indreo ny vainafo sy ny kitay, fa aiza kosa ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary hoy Isaka tamin’i Abrahama rainy hoe: Dada ô! Dia hoy izy: Inty aho, anaka! Ary hoy ny zanany: Indreto ny afo sy ny kitay, fa aiza kosa izay ondry hatao fanatitra dorana manontolo? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 dia hoy i Itsehàka tamin’i Abrahama rainy: –Dada ô! Ka novaliany hoe: –Mihaino anao aho, anaka. Ary hoy i Itsehàka hoe: –Indreo ny vainafo sy ny kitay, fa aiza kosa ny zanak’ondry hatao sorona dorana manontolo? Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 «Dada ô!» Ka hoy ny navaliny: «Inty aho, anaka.» Dia hoy i Isaaka: «Ny afo sy ny kitay ireto dia efa eto, fa izay zanak’ondry hatao sorona dorana kosa no aiza?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary Isaka niteny tamin’i Abrahama rainy ka nanao hoe: Ry ikaky ô! dia hoy izy: Inty aho, anaka. Ary hoy izy: Indreto ny afo sy ny kitay; fa aiza kosa izay ondry hatao fanatitra dorana? Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary Isaka niteny tamin'i Abrahama rainy ka nanao hoe: Ry ikaky ô! dia hoy izy: Inty aho, anaka. Ary hoy izy: Indreto ny afo sy ny kitay; fa aiza kosa izay ondry hatao fanatitra dorana? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ary hoy Isaka tamin’i Abrahama rainy hoe: Dada ô! Dia hoy izy: Inty aho, anaka! Ary hoy ny zanany: Indreto ny afo sy ny kitay, fa aiza kosa izay ondry hatao fanatitra dorana manontolo? Jereo ny toko |
Hivavaka eo anoloany daholo ny mponina ambonin’ny tany, izany hoe ny olona tsy voasoratra anarana ao amin’ny horonamboky mirakitra ny lisitr’ireo hanana ny fiaina-maharitra mandrakizay. Io horonamboky io dia hatramin’ny fiandohan’izao tontolo izao no eo am-pelatanan’ilay Zanakondry Izay efa voavono ho faty.