Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 22:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Izy valo lahy no naterak’i Milkà tamin’i Nahôra rahalahin’i Abrahama. I Betoela no rain’i Rebekà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ary i Betoela dia niteraka an’i Rebeka. Ireo valo ireo no naterak’i Milka tamin’i Nahora, rahalahin’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Izy valo lahy no naterak’i Milkà tamin’i Nahôra rahalahin’i Abrahama. I Betoela no rain’i Rebekà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 I Batoela no rain-dRebekà. Izy valo lahy ireo no naterak’i Melkà tamin’i Nakôra rahalahin’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary Betoela niteraka an-dRebeka. Ireo valo ireo no naterak’i Milka tamin’i Nahora, rahalahin’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary Betoela niteraka an-dRebeka. Ireo valo ireo no naterak'i Milka tamin'i Nahora, rahalahin'i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ary i Betoela dia niteraka an’i Rebeka. Ireo valo ireo no naterak’i Milka tamin’i Nahora, rahalahin’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 22:23
13 Rohy Ifampitohizana  

Nanambady an’i Saray i Abrama; ary i Nahôra kosa nanambady an’i Milkà zanakavavin’i Haràna. I Haràna koa no rain’i Milkà sy i Jiskà.


i Keseda sy i Hazao, i Pildasy sy i Jildafa ary i Betoela.


Mbola nanana vadikely natao hoe Reomà i Nahôra ka niterahany an’i Teba sy i Gahama ary i Tahasa sy i Mahekà.


Fa raha mbola tsy nifarana akory ny teniny, dia indro tamy i Rebekà milanja siny eny an-tsorony. Io Rebekà io dia zanakavavin’i Betoela zanakalahin’i Milkà izay vadin’i Nahôra rahalahin’i Abrahama.


Dia namaly razazavavy hoe: –Zanakavavin’i Betoela aho, sady zafikelin’i Milkà sy i Nahôra.


Ary rehefa nanontany azy aho hoe: «Zanak’iza moa ianao?», dia novaliany hoe: «Zanakavavin’i Betoela aho, ary zafikelin’i Nahôra sy i Milkà.» Dia napetrako teo amin’ny oron-drazazavavy ny kavina ary nataoko teny an-tanany ny haba.


Indro i Rebekà eo anoloanao, ento miaraka aminao izy ary aoka ho vadin’ny zanakalahin’ny tomponao, araka izay nambaran’ny TOMPO.


Nitsodrano an’i Rebekà ireo ka nanao taminy hoe: –Ho tonga renin’ny olona an’alinalina anie ianao, rahavana, ary ny taranakao anie hahazo ny tanànan’izay mankahala azy!


Avy eo dia nampandrosoin’i Itsehàka tao an-dain’i Sarà reniny i Rebekà, ka nalainy ho vady sy notiaviny; dia nampionona an’i Itsehàka izany taorian’ny nahafatesan-dreniny.


Rehefa feno efapolo taona izy dia nanambady an’i Rebekà, anabavin’i Labàna sady zanakavavin’i Betoela izay Aramianina tao Padàna-Arama.


Miaingà ka mandehana any Mezôpôtamia ambony, any amin’i Betoela raibenao. Any ianao no makà vady amin’ny zanakavavin’i Labàna anadahin-dreninao.


Koa nalefan’i Itsehàka ho any Mezôpôtamia ambony i Jakôba, ho any amin’i Labàna, zanakalahin’i Betoela izay aramianina sady anadahin’i Rebekà renin’i Hesao sy i Jakôba.


Ary tsy izany ihany fa tokana ny rain’ireo zanakalahin’i Rebekà, dia i Itsehàka razantsika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra