Genesisy 22:18 - DIEM PROTESTANTA18 Amin’ny alalan’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra eto an-tany, satria ianao nihaino ny feoko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany, satria nanaiky ny teniko ianao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Amin’ny alalan’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra eto an-tany, satria ianao nihaino ny feoko. Jereo ny tokoBaiboly Katolika18 Amin’ny taranakao no hanasoavana ny firenena rehetra ambonin’ny tany, satria nanaiky ny teniko ianao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 ary amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany, –satria nanaiky ny teniko hianao. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 ary amin'ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin'ny tany, satria nanaiky ny teniko ianao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany, satria nanaiky ny teniko ianao. Jereo ny toko |
Noho izany, ny TOMPO Andriamanitr’i Israely dia miteny hentitra hoe: Efa nampanantenaiko fa ny fianakavianao sy ny tera-drainao no ho mpisoroko mandrakizay; nefa ankehitriny dia laviko tanteraka, teny hentitra avy amiko izany; fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manimbazimba Ahy no ho afa-baràka.