Genesisy 18:5 - DIEM PROTESTANTA5 Izaho kosa handroso sakafo hohaninareo mba hampody hery anareo; avy eo vao hanohy ny dianareo ianareo, satria efa nandalo teto amiko tokoa. Dia namaly izy telo lahy hoe: –Tanteraho araka izay nambaranao àry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia haka mofo kely aho hataonareo ody am-bavafo; rehefa afaka izany dia handeha ihany ianareo; fa tonga atỳ amin’ny mpanomponareo ianareo. Hoy izy telo lahy: Eny ary, ataovy araka izay lazainao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Izaho kosa handroso sakafo hohaninareo mba hampody hery anareo; avy eo vao hanohy ny dianareo ianareo, satria efa nandalo teto amiko tokoa. Dia namaly izy telo lahy hoe: –Tanteraho araka izay nambaranao àry. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 dia hangalako mofo kely ianareo hataonareo tohan’aina, vao manohy ny dianareo ianareo, fa izany no nandalovanareo amin’ny mpanomponareo.» Dia hoy ny navalin’ireo: «Ataovy àry, araka izay voalazanao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 dia haka mofo kely aho hataonareo ody am-bavafo; ary rehefa afaka izany, dia handeha ihany hianareo; fa tonga atỳ amin’ny mpanomponareo hianareo. Ary hoy izy telo lahy: Ataovy ihany araka izay nolazainao. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 dia haka mofo kely aho hataonareo ody am-bavafo; ary rehefa afaka izany, dia handeha ihany ianareo; fa tonga atỳ amin'ny mpanomponareo ianareo. Ary hoy izy telo lahy: Ataovy ihany araka izay nolazainao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Dia haka mofo kely aho hataonareo ody am-bavafo; rehefa afaka izany dia handeha ihany ianareo; fa tonga atỳ amin’ny mpanomponareo ianareo. Hoy izy telo lahy: Eny ary, ataovy araka izay lazainao. Jereo ny toko |