Genesisy 17:8 - DIEM PROTESTANTA8 Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany Kanahàna manontolo, dia izao tany ivahinianao izao, ho fananany mandrakizay; ary ho Andriamanitr’izy ireo Aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Homeko anao sy ny taranakao any aoriananao ny tany fivahiniananao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay. Ary ho Andriamaniny Aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany Kanahàna manontolo, dia izao tany ivahinianao izao, ho fananany mandrakizay; ary ho Andriamanitr’izy ireo Aho. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Homeko anao sy ny taranaka handimby anao ny tany izay ipetrahanao izao mbola vahiny izao, dia ny tany Kanaana manontolo hananany azy mandrakizay, ary Izaho no ho Andriamanitr’izy ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary homeko anao sy ny taranakao any aorianao ny tany fivahinianao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay; ary ho Andriamaniny Aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary homeko anao sy ny taranakao any aorianao ny tany fivahinianao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay; ary ho Andriamaniny Aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Homeko anao sy ny taranakao any aoriananao ny tany fivahiniananao, dia ny tany Kanana rehetra, ho fananana mandrakizay. Ary ho Andriamaniny Aho. Jereo ny toko |
Tsy ny fahamarinanareo na ny hitsimponanareo no mahamendrika anareo hiditra haka ny taniny ho fanananareo; fa ny haratsiam-panahin’ireo firenena ireo no handroahan’ny TOMPO Andriamanitrareo azy eo anoloanareo, ary koa mba hahatò ny fampanantenana izay nianianan’ny TOMPO tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba razambenareo.
Ary noho izany, dia mpanalalana amina Fanekempihavanana Vaovao i Kristy, mba hahazoan’ireo voaantson’Andriamanitra ny lova mandrakizay efa nampanantenainy ho an’ny vahoakany. Tanteraka izany rehefa niharan’ny fahafatesana i Kristy mba hanavotra ny olona amin’ny fahotana vitany tamin’ny andron’ilay Fanekempihavanana voalohany.