Genesisy 17:27 - DIEM PROTESTANTA27 mbamin’ny lehilahy rehetra tao an-tranon’i Abrahama, na ireo mpanompo teraka tao an-trano na ireo novidîny vola tamin’ny vahiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ary ny lehilahy rehetra tao an-tranony, dia ny mpanompony izay teraka tao an-tranony, niaraka tamin’ireo izay novidiny vola tamin’ny hafa firenena; eny, samy niara-noforana taminy avokoa ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 mbamin’ny lehilahy rehetra tao an-tranon’i Abrahama, na ireo mpanompo teraka tao an-trano na ireo novidîny vola tamin’ny vahiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 ary ny lehilahy rehetra tao an-tranony, dia ny ompikely mbamin’izay novidim-bola tamin’ny hafa firenena, dia samy niara-noforana taminy avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 ary ny lehilahy rehetra tao an-tranony, dia ny ompikely mbamin'izay novidim-bola tamin'ny hafa firenena, dia samy niara-noforana taminy avokoa. Jereo ny toko |