Genesisy 14:5 - DIEM PROTESTANTA5 Tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo dia tonga i Kedorlahômera mbamin’ireo mpanjaka nomba azy ka nandresy ireo Refaita tao Hastarôta-Karnaîma sy ny Zozita tao Hama sy ireo Emita tao amin’ny lemak’i Kiriataîma Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Tamin’ny taona fahefatra amby folo dia tonga i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka niaraka taminy ka namely ny Refaita tany Astarota-Karnaima, ny Zozima tany Hama, ny Emima tany Save-Kiriataima, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo dia tonga i Kedorlahômera mbamin’ireo mpanjaka nomba azy ka nandresy ireo Refaita tao Hastarôta-Karnaîma sy ny Zozita tao Hama sy ireo Emita tao amin’ny lemak’i Kiriataîma Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Nony tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo anefa, niainga i Kodôrlahômôra sy ireo mpanjaka nomba azy, ka nasiany avokoa ny Refaima tao Astarôta-Karmaima, ny Zosima tao Hama, ny Emima teo amin’ny tany lemak’i Kariataima; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo dia tonga Kedorlaomera sy ireo mpanjaka nomba azy ka namely ny Refaïta tany Astarta-karnaima sy ny Zozima tany Hama ary ny Emima tany Save-kiriataima Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary tamin'ny taona fahefatra ambin'ny folo dia tonga Kedorlaomera sy ireo mpanjaka nomba azy ka namely ny Refaita tany Astarta-karnaima sy ny Zozima tany Hama ary ny Emima tany Save-kiriataima Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Tamin’ny taona fahefatra amby folo dia tonga i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka niaraka taminy ka namely ny Refaita tany Astarota-Karnaima, ny Zozima tany Hama, ny Emima tany Save-Kiriataima, Jereo ny toko |