Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 14:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Nandritra ny roa ambin’ny folo taona izy ireo dia nanompo an’i Kedôrlahômera fa tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo kosa izy dia nikomy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nanompo an’i Kedorlaomera roa amby folo taona ireo, fa tamin’ny taona fahatelo amby folo kosa izy ireo dia nikomy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Nandritra ny roa ambin’ny folo taona izy ireo dia nanompo an’i Kedôrlahômera fa tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo kosa izy dia nikomy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 fa efa nanoa an’i Kodôrlahômôra roa ambin’ny folo taona izy ireo, no vao niodina taminy nony tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Fa efa nanompo an’i Kedorlaomera roa ambin’ny folo taona ireo, fa tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo kosa dia niodina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Fa efa nanompo an'i Kedorlaomera roa ambin'ny folo taona ireo, fa tamin'ny taona fahatelo ambin'ny folo kosa dia niodina izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nanompo an’i Kedorlaomera roa amby folo taona ireo, fa tamin’ny taona fahatelo amby folo kosa izy ireo dia nikomy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 14:4
5 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izany andro izany, i Amrafela mpanjakan’i Sinehara, i Ariôka mpanjakan’i Elasara, i Kedôrlahômera mpanjakan’i Helama, ary i Tidehala mpanjakan’i Goîma,


Izy rehetra ireo dia nifamotoana tao amin’ny lohasahan’ny Sidima, izay rakotry ny Ranomasina Maty ankehitriny.


Tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo dia tonga i Kedorlahômera mbamin’ireo mpanjaka nomba azy ka nandresy ireo Refaita tao Hastarôta-Karnaîma sy ny Zozita tao Hama sy ireo Emita tao amin’ny lemak’i Kiriataîma


Kanjo ity mpanjaka vaovao nikomy tamin’ny mpandresy, ary nandefa iraka tany Ejipta mba hangataka soavaly sy miaramila marobe. Hahomby sy ho tafavoaka ve izy raha nanao izany? Tsy ho tafavoaka mihitsy izy, satria tsy nitandro fifanekena!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra